Vaovao Check

Vaovao Check Professionnel de l'information au service de la vérité 🇲🇬

29/09/2025
📌Hamarino ny vaovao Amin’izao vanim-potoana izao, miparitaka haingana ihany koa ny tsaho sy vaovao tsy voamarina. Anjara...
29/09/2025

📌Hamarino ny vaovao

Amin’izao vanim-potoana izao, miparitaka haingana ihany koa ny tsaho sy vaovao tsy voamarina. Anjarantsika tsirairay ny manamarina ny vaovao rehetra alohan’ny hizarana azy.

Ireto avy ny didy folo amin’ny fanamarinam-baovao :
1. Fantaro izay mizara vaovao.
2. Aza mahatoky avy hatrany ny vaovao amin’ny tambajotra.
3. Ampitahao amin’ny loharano hafa sy mahaleo tena.
4. Zahao ny loharano niavian’ilay vaovao.
5. Jereo ny daty namoahana azy.
6. Aza raisina ho porofo fotsiny ny sary sy horonan-tsary.
7. Aza avela hotaritaka amin’ny fihetseham-po.
8. Aza mionona amin’ny loharano tokana.
9. Aza mino avy hatrany ny vaovao be mpizara.
10. Aza maika mizara raha tsy voamarina tsara.

Address

Lot II U 86 [ Rez-de-chaussée] Cité Planton Ampahibe
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao Check posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Vaovao Check:

Share