TAFA Ofisialy - TAnora Filamatra Aho

TAFA Ofisialy - TAnora Filamatra Aho Tongasoa eto amin'ny TAFA na TAnora Filamatra Aho.

Pejy natokana hifandraisana sy hifampizarana ny mahasoa mikasika ny fahasalamana ara-pananahan'ny Tanora sy ny tontolo manodidina azy.

06/12/2024
🎗️ FITILIANA VIH MAIMAIMPOANA 🎗️Ny Alahady 1 Desambra, andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny ady amin’ny VIH/SIDA. En...
01/12/2024

🎗️ FITILIANA VIH MAIMAIMPOANA 🎗️
Ny Alahady 1 Desambra, andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny ady amin’ny VIH/SIDA. Entintsika hisorohana izany areti-mandoza izany, dia manentana antsika tsirairay avy aho hanao fitiliana.
Ny lohahevitra “Suivons le chemin des droits” na “‘Ndao hanaraka ny lalàna ho an’ny zon’olombelona” dia mampahatsiahy antsika fa zon’ny tsirairay ny misitraka fitsaboana, fisorohana, ary fanohanana.
Manasa antsika aho hanararaotra io fotoana io, hanao fitiliana maimaim-poana eny amin’ny Centre de Prise en Charge Intégré Mahamasina manomboka amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny 3 ora tolakandro.

Fantaro ny fotoana maha lonaka, na ny "pĂŠriode d'ovulation" mandritra ny tsingarimpadimbolanao!
28/11/2024

Fantaro ny fotoana maha lonaka, na ny "pĂŠriode d'ovulation" mandritra ny tsingarimpadimbolanao!

Inona ary izany oooh??
27/11/2024

Inona ary izany oooh??

Miaro amin'ny vohoka tsy irina sy ny aretina azo avy amin'ny firaisana ny kapaoty raha toa ka ampiasaina amin'ny tokony ...
26/11/2024

Miaro amin'ny vohoka tsy irina sy ny aretina azo avy amin'ny firaisana ny kapaoty raha toa ka ampiasaina amin'ny tokony ho izy!!

Marina ve izany?
25/11/2024

Marina ve izany?

Aiza no tobimpahasalamana akaiky anao??
22/11/2024

Aiza no tobimpahasalamana akaiky anao??

Maro ireo fomba moderina isorohana ny vohoka tsy irina! Tanosao hoe izay fantatrao eh?!!!
21/11/2024

Maro ireo fomba moderina isorohana ny vohoka tsy irina! Tanosao hoe izay fantatrao eh?!!!

Address

Ankorondrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAFA Ofisialy - TAnora Filamatra Aho posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share