Be M’RAY Ofisialy

Be M’RAY Ofisialy Miara-mientana mba ho samy salama. Toy izany ihany koa ny andraikitry ny tanora izay sady maro an’isa no hoavin’ny firenena.

Izay no tanjon’ny hetsika BE M’RAY, izay manoro ireo karazana hetsika tsotra tokony ataon’ny tsirairay ara-pahaslamana mba ho salama finaritra avokoa ny Malagasy indrindra fa ireo marefo toy ny zaza latsaky ny 5 taona sy ny reny. Ireo fietsika fototra ara-pahasalamana 20, izay nofaritan’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy ao antin’ilay “Paikady Nasionaly enti

na anovana ny fietsika sy ny fitondran-tena” no vohizina ato. Raha tontosa tokoa manko ireo fitondran-tena ara-pahasalamana ireo dia ihena ny taha-pahafatesan’ny reny sy ny zaza eto amintsika. Zava-dehibe loatra ny andraikitra raisain’ny lehilahy eo amin’ny fanohanana ny olo-tiany sy ny zanany amin’izany fiaraha-mientana ara-pahasalamana izany koa tsy ho diso anjara ny lehilahy. Rehefa tanteraka ny fanarahana ireo fietsika fotorta 20 dia ho tratra ny vinan’ny Minisiteran’ny Fahasalam-bahoaka hoe: Vahoaka Malagasy salama.

🫵𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗙𝗜𝗗𝗬, 𝗥𝗔𝗜𝗦𝗢 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗛𝗢𝗔𝗩𝗜𝗡𝗔𝗢.💪
27/03/2026

🫵𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗙𝗜𝗗𝗬, 𝗥𝗔𝗜𝗦𝗢 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗛𝗢𝗔𝗩𝗜𝗡𝗔𝗢.💪









🫵𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐎 𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐓𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐎, 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐎𝐍𝐀 𝐂𝐒𝐁🏃‍♀️‍➡️🏃‍➡️
26/03/2026

🫵𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐎 𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐓𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐎, 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐎𝐍𝐀 𝐂𝐒𝐁🏃‍♀️‍➡️🏃‍➡️









🧐𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗣𝗔𝗜𝗞'𝗔𝗗𝗬 𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗘𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗢𝗛𝗢𝗞𝗔 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔 𝗟𝗢𝗔𝗧𝗥𝗔?
25/03/2026

🧐𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗣𝗔𝗜𝗞'𝗔𝗗𝗬 𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗘𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗢𝗛𝗢𝗞𝗔 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔 𝗟𝗢𝗔𝗧𝗥𝗔?









24/03/2026

🧐𝗙𝗮𝗻𝗮𝗽𝗮𝗵𝗮𝗻-𝗸𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝘃𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼.
⏳𝗔𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗴𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮 𝘃𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗶𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗵𝗼𝗸𝗮.🤰









19/03/2026

⚠️ 𝗛𝗘𝗥𝗜𝗦𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗠𝗜𝗔𝗡𝗞𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔-𝗟𝗔𝗛𝗬 𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔-𝗩𝗔𝗩𝗬

💔 𝙁𝙖 𝙣𝙖𝙝𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙢𝙗𝙤𝙡𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙜𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙧𝙤 ❓❓

𝘏𝘰𝘺 𝘯𝘺 𝘩𝘦𝘵𝘴𝘪𝘬𝘢 𝙉𝙄𝙁𝙄𝙉' 𝘼𝙆𝘼𝙉𝙂𝘼:

👉𝗧𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟭𝟵, nisy fihatsarany ny tahan’ny olona sahy mitoroka ny herisetra mifototra amin’ny maha-lahy sy maha-vavy.
👉 𝗦𝗮𝗶𝗻𝗴𝘆 𝗮𝗻𝗸𝗲𝗵𝗶𝘁𝗿𝗶𝗻𝘆, tsapa indray ny fihemorana.

𝗔𝗡𝗧𝗢𝗡𝗬:
✍️Mila porofo maro ny fitoriana.
💰Mila vola.
💪Tsy ampy ny fanohanana eny amin’ny rafitra.
🧐Misy ny kolikoly.
🙇Ary matetika, ny niharam-boina no mbola mitondra henatra…

🌍 𝗔𝗻𝗷𝗮𝗿𝗮 𝗮𝘀𝗮𝗻’𝗶 𝗡𝗶𝗳𝗶𝗻’𝗔𝗸𝗮𝗻𝗴𝗮.

👉 𝗡𝗶𝗳𝗶𝗻’𝗔𝗸𝗮𝗻𝗴𝗮 dia mijoro ho:
🤝 𝗠𝗮𝗻𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗻𝗶𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗯𝗼𝗶𝗻𝗮 (hatrany amin’ny fitoriana ka hatramin’ny fitsarana).
📢 𝗠𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝘇𝗼.
⚖️ 𝗠𝗶𝗮𝗱𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗹𝗮𝗹à𝗻𝗮.
❤️ 𝗠𝗶𝗮𝗿𝗼 𝗻𝘆 𝘇𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝘃𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮.

🎥 : https://www.facebook.com/share/v/1BPDBPJq2w/









18/03/2026

😱𝗙𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗿𝗮𝗼𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗻𝗼𝗳𝗼 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻𝗮.😱

💬 Ity fijoroana vavolombelona ity dia natao hampahatsiahy antsika fa mbola misy ny tranga tahaka izao, ary ilaina ny:

👉Mampahafantatra ny olona ny zony
👉Mandrisika ny olona hiteny sy hitatitra
👉Manamafy ny fiarovana ny mpiasa, indrindra ny vehivavy

⚠️𝗔𝗼𝗸𝗮 𝗵𝗮𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝘀𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗻𝗼𝗳𝗼 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻𝗮📢
👉 Tsy tokony hangina isika.
👉 Manan-jo hiaro tena sy hitaky rariny ny tsirairay.

🎥









😱𝗙𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗡-𝗝𝗔𝗭𝗔 - 𝗺𝗶𝗵𝗼𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝟰𝟬 𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮.😱🧑‍⚕️✨Azo atao tsara anefa ny misoroka ny vohoka tsy nirina✨ 🧑‍⚕️𝙃𝙖...
17/03/2026

😱𝗙𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗡-𝗝𝗔𝗭𝗔 - 𝗺𝗶𝗵𝗼𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝟰𝟬 𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮.😱

🧑‍⚕️✨Azo atao tsara anefa ny misoroka ny vohoka tsy nirina✨ 🧑‍⚕️

𝙃𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙟𝙚𝙧𝙞𝙩𝙤𝙙𝙞𝙠𝙖 𝙠𝙚𝙡𝙮 𝙞𝙨𝙞𝙠𝙖:
Raha fintinina izay voalazan'ny 𝙇𝙖_𝙑é𝙧𝙞𝙩é_𝙃𝙚𝙗𝙙𝙤.

👉 Tao anatin’ny 10 taona, mihoatra ny 40 ny raharaha fitsarana mifandraika amin’ny fanalan-jaza eto Madagasikara. Na izany aza, vehivavy maro kokoa no voakasik’izany, fa nihena be ny tatitra sy ny fitoriana nanomboka 2019.

👉 Tsy midika hoe nihena ny tranga izany, fa mety noho ny tsy fahatokisan’ny vehivavy ny fitsarana sy ny tahotra sazy, satria mbola voarara tanteraka ny fanalan-jaza. Mety higadra hatramin’ny 10 taona ny vehivavy, ary mety ho voarara tsy hiasa hatramin’ny 5 taona ny mpitsabo, na dia amin’ny tranga fanolanana aza.

👉 Ho setrin’izany, ny tetikasa Miaro an’ny Nifin’Akanga dia manampy amin’ny fanadihadiana ny raharaha, fanomezana vaovao ara-dalàna, ary fanohanana ireo vehivavy miatrika fitsarana.

𝗔𝗹𝗲𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝘁𝗼𝗻𝗮 𝗖𝗦𝗕 𝗺𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗼𝗿𝗼-𝗵𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘀𝗼𝗿𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗵𝗼𝗸𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗶𝗿𝗶𝗻𝗮.

✅Pejin'ny 𝙇𝙖 𝙑é𝙧𝙞𝙩é 𝙃𝙚𝙗𝙙𝙤: https://www.facebook.com/photo/?fbid=122125584321134126&set=a.122105944695134126









16/03/2026
🔥𝐅𝐀 𝐒𝐀𝐌𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐓𝐀𝐇𝐄𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐈𝐑𝐀𝐘🔥👉 Ary ny fantatrao fa ilaina ankoatr'izay voalazany?💬 Zarao ny hevitrao, satr...
14/03/2026

🔥𝐅𝐀 𝐒𝐀𝐌𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐓𝐀𝐇𝐄𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐈𝐑𝐀𝐘🔥

👉 Ary ny fantatrao fa ilaina ankoatr'izay voalazany?
💬 Zarao ny hevitrao, satria ny fihainoana sy ny fifanakalozan-kevitra no manampy hanova fiarahamonina









🔥FA SAMY MANANA NY HETAHETANY NY TSIRAIRAY🔥👉 Ary ny fantatrao fa ilaina ankoatr'izay voalazany?💬 Zarao ny hevitrao, satr...
11/03/2026

🔥FA SAMY MANANA NY HETAHETANY NY TSIRAIRAY🔥

👉 Ary ny fantatrao fa ilaina ankoatr'izay voalazany?

💬 Zarao ny hevitrao, satria ny fihainoana sy ny fifanakalozan-kevitra no manampy hanova fiarahamonina









Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Be M’RAY Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Miara-mientana ho Samy Salama!

Ilay toro-làlana azo antoka, mba azahoana ireo tsara ho fantatra rehetra, sy ireo hetsika tsotra sy mora tanterahina andavan’andro, mba hanatsarànao ny fahasalamanao sy ny ankohonanao mandritra ny androm-piainana.