Madagascar Biodiversity Center

Madagascar Biodiversity Center The Madagascar Biodiversity Center is NGO dedicated to research and students' training

🚀 The journey continues in Itampolo! 💚Step by step, Black Soldier Fly farming is taking root. Some BSF microfarms are al...
30/07/2026

🚀 The journey continues in Itampolo! 💚
Step by step, Black Soldier Fly farming is taking root. Some BSF microfarms are already active, and new farmers are joining the adventure through hands-on training. ✨
From transforming abundant Opuntia into feed for BSF larvae 🌵, to supporting poultry production 🐔 and enriching crops with BSF frass 🌱… a new circular farming cycle is growing. ♻️
Together with Turtle Survival Alliance, Madagascar Biodiversity Center is supporting sustainable development while contributing to the conservation of Madagascar’s threatened tortoises. 🐢💚
The adventure continues… 🚀✨
🇲🇬 Mitohy ny dia eto Itampolo! 💚
Mihamivelatra hatrany ny fiompiana BSF, mitombo ary miorina tsikelikely ireo toeram-piompiana vaovao. ✨
Ny raketamena izay hita betsaka eny an-toerana dia avadika ho sakafo ho an’ny BSF, ny olitra BSF manampy amin’ny famahanana biby fiompy, ary ny zezika BSF kosa manatsara ny voly. ♻️
Miaraka amin’ny Turtle Survival Alliance, Madagascar Biodiversity Center dia manohana ny fampandrosoana maharitra ary mandray anjara amin’ny fiarovana ireo sokatra tandindomin-doza eto Madagasikara. 🐢💚
Mitohy ny dia… 🚀

🌍 Rien ne se perd… tout peut se transformer. ♻️Chaque épluchure de fruit 🍌, chaque reste de légume 🥕 peut avoir une nouv...
10/07/2026

🌍 Rien ne se perd… tout peut se transformer. ♻️
Chaque épluchure de fruit 🍌, chaque reste de légume 🥕 peut avoir une nouvelle histoire. 😊
Grâce aux larves de Black Soldier Fly (BSF), ce qui était autrefois considéré comme un déchet devient une ressource précieuse pour l’agriculture : une alimentation durable pour les animaux 🐔🐟 et un fertilisant naturel pour les cultures 🌱🌾.

Une petite créature, une grande mission : contribuer à un avenir plus durable. 🌍

✨Chez Madagascar Biodiversity Center (MBC), nous explorons des solutions inspirées de la nature pour transformer les défis d’aujourd’hui en opportunités pour demain 😊

📍 Ambilobe – Mitohy ny dia Any Ambilobe dia isan’ireo sehatra manan-danja ny fiompiana trondro. 🐟💡Fantatrao ve? Ny BSF (...
06/07/2026

📍 Ambilobe – Mitohy ny dia
Any Ambilobe dia isan’ireo sehatra manan-danja ny fiompiana trondro. 🐟
💡Fantatrao ve? Ny BSF (Black Soldier Fly) dia sakafo tena manankarena otrikaina ho an’ny trondro, manampy amin’ny fitomboany ary mampihena ny vidin-tsakafo.
Izany no nanosika anay ao amin’ny MBC (Madagascar Biodiversity Center) hanomboka ity tetikasa ity teto Ambilobe.
Faly izahay fa tontosa soa aman-tsara ny fiofanana 🙏
✨Misaotra indrindra anareo rehetra nandray anjara.
Araho hatrany ny dianay eto Ambilobe 🚀

📍 Ambilobe – The journey continues
In Ambilobe, fish farming is an important livelihood activity. 🐟
💡Did you know? BSF (Black Soldier Fly) are a highly nutritious feed for fish, helping improve growth and reduce feed costs. 🌱
This is why we at MBC (Madagascar Biodiversity Center) started this project in Ambilobe.
We are happy that the training session was successfully completed 🙏
✨A big thank you to all participants for their engagement.
Stay tuned to our journey in Ambilobe 🚀

✨ De Madagascar 🇲🇬 à Turin 🇮🇹 | IFW 2026 (Insects to Feed the World) 🤝Madagascar Biodiversity Center (MBC) a pris part à...
18/06/2026

✨ De Madagascar 🇲🇬 à Turin 🇮🇹 | IFW 2026 (Insects to Feed the World)
🤝Madagascar Biodiversity Center (MBC) a pris part à cette rencontre internationale pour partager des expériences, apprendre, échanger et créer des liens avec les acteurs du secteur des insectes.
💡 Un message fort en ressort : il n’existe pas un seul modèle de développement. Des systèmes industriels aux approches communautaires, différentes voies peuvent toutes contribuer à l’économie circulaire ♻️ et à la sécurité alimentaire.
💚 De retour de Turin avec de nouvelles idées, des connexions renforcées et une motivation renouvelée pour faire avancer le BSF à Madagascar.

✨ From Madagascar 🇲🇬 to Turin 🇮🇹 | IFW 2026 (Insects to Feed the World)
🤝 Madagascar Biodiversity Center (MBC) joined this global gathering
to share experiences, learn, exchange ideas, and connect with actors across the insect sector.
💡 One key message stood out: there is no single model of development. From industrial systems to community-based approaches, different pathways can all contribute to circular economy ♻️ and food security.
💚 Back from Turin with new ideas, stronger connections, and renewed motivation to advance BSF innovation in Madagascar.

🎉 Madagascar Biodiversity Center - FIAM 2026Vita ny FIAM, fa mbola ao anatintsika ny hafaliana 💚👏 Misaotra ny mpitsidika...
12/06/2026

🎉 Madagascar Biodiversity Center - FIAM 2026

Vita ny FIAM, fa mbola ao anatintsika ny hafaliana 💚
👏 Misaotra ny mpitsidika rehetra tonga nijery, nanontany ary nifampizara hevitra taminay
👏 Mankasitraka ireo mpiompy BSF eto Tana — tena nizara traikefa sy nampahafantatra ny BSF tamin’ny fomba mazava sy mahafinaritra
🤝 Isaorana manokana ny mpikarakara FIAM nanome sehatra nahafahanay nifampizara sy nifandray taminareo rehetra

Tsy adino fa raha mbola tsy nahita anay ianao dia… mbola hisy indray ny manaraka 😄
Misaotra anareo rehetra nahatonga ity hetsika ity ho nahomby sy nahafinaritra 🌱

📣 Mitady anay ve ianao ao amin'ny FIAM?⚠️ Niova ny stand misy anay fa  aza manahy anefa fa mora hita izahay!📍 Vao miditr...
04/06/2026

📣 Mitady anay ve ianao ao amin'ny FIAM?
⚠️ Niova ny stand misy anay fa aza manahy anefa fa mora hita izahay!
📍 Vao miditra eo amin'ny vavahady lehibe dia mihodina miankavanana, mandehana kely dia ho hitanao avy hatrany ny Love Cage-nay. Tsy ho diso ianao fa tena hita be!😄
🌱 Tongava mifankahita sy mifampiresaka aminay ary ireo mpiompy BSF avy eto Antananarivo.
💚 Miandry anareo izahay! 😊

✨ EFA ELA ISIKA TSY NIHAONA… IZAO NO FOTOANA!! ✨📣 Tongava maro amin’ny Foire de l’Industrie Agroalimentaire de Madagasca...
01/06/2026

✨ EFA ELA ISIKA TSY NIHAONA… IZAO NO FOTOANA!! ✨
📣 Tongava maro amin’ny Foire de l’Industrie Agroalimentaire de Madagascar!

📍 Stade Barea Mahamasina
📅 04 – 06 Jona 🗓️
🎟️ Fidirana MAIMAIM-POANA!!!

Ny MBC dia ho avy miaraka amin’ireo mpiompy BSF avy eto Antananarivo mba hizara traikefa, fahalalana ary hanome valiny amin’ireo fanontanianareo rehetra.
👉 Tongava mitsidika anay amin’ny stand N°104
🚀 Aza tara! Araraoty io fotoana io hifampizarana sy hifanakalozana hevitra miaraka aminay!
💚 Miandry anareo izahay!

01/06/2026

📚 We are pleased to highlight four research papers and recognize the authors for their valuable contributions in their respective fields.

📄 Andrianome et al., 2026: https://doi.org/10.1186/s13002-026-00854-z
📄 Raharimandimby et al., 2026: https://doi.org/10.3390/insects17040411
📄 Ramiadantsoa et al., 2026: https://doi.org/10.1371/journal.pone.0343378
📄 Andriambelo et al., 2026: https://doi.org/10.3390/su18094449

👏 Congratulations to all authors on their excellent work and achievements.

📍 Ambilobe – Ny fiandohan’ny dia vaovao ✨Nisokatra teto Ambilobe ny dingana voalohany amin’ny tetikasanay , fotoana iray...
20/05/2026

📍 Ambilobe – Ny fiandohan’ny dia vaovao ✨
Nisokatra teto Ambilobe ny dingana voalohany amin’ny tetikasanay , fotoana iray nifampizarana, nifankafantarana ary nanehoana ny vina miaraka amin’ireo solontenan’ny fikambanana sy tompon’andraikitra eo an-toerana ✨.
Mankasitraka indrindra an’i Ambilobe izahay tamin’ny fandraisana sy ny fahazotoana naseho nandritra ity fihaonana voalohany ity 🙏. Faly izahay manomboka ity tetikasa fiompiana BSF ity miaraka aminareo ary manantena fa hitondra tombontsoa maharitra ho an’ireo mpandray anjara sy mpisitraka izany 😊.
Ity tetikasa ity dia tohanan’ny Governemanta Aostraliana amin’ny alalan’ny Australian Aid, ao anatin’ny Direct Aid Program.
Araho hatrany ny vaovao, fa vao manomboka ny dia 🚀

📍 Ambilobe – The beginning of a new journey ✨
This first step in Ambilobe marked a moment of exchange and introduction with local stakeholders and authorities, where we shared our vision, project objectives, and future implementation steps 📌.
We sincerely thank the people of Ambilobe for their warm welcome and engagement during this first session 🙏. We are excited to begin this BSF initiative together and hope it will bring lasting benefits to all participants and beneficiaries 😊.
This project is supported by the Australian Government through Australian Aid under the Direct Aid Program Australian High Commission in Mauritius
Follow us for more updates — the journey is just beginning 🚀

Address

Parc Botanique Et Zoologique De Tsimbazaza
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagascar Biodiversity Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share