01/12/2023
Miarahaba ireo Infirmiera rehetra izay nahavita ny adidy tamin'ny fifidianana izay ho Birao Nasionalin 'ny Holafitry ny Infirmiera. Mankasitraka indrindra ihany koa tamin'ny fahendrena nananan'ireo Solontenan'ny Candidats tsirairay. Isaorana ihany koa ireo Mpifaninana 5 mirahalahy ary miangavy anareo mba hiandry ampitoniana ny valim-pifidianana. Adin'ombalahin'ny mpianakavy ka izay maharesy tsy hobiana ary izay resy tsy ankoraina. Misaotra ireo mambra biraom-pifidianana (CED, CRE). Misaotra ny Birao Ordre taloha izay nahavita be. Misaotra ny CNE-ONIM ary tsy hadino misaotra ny Ministeran'ny Fahasamamam-bahoaka. Andriamanitra tompon'ny Fahasoavana hamaly fitia anareo rehetra. Mirary soa indrindra tompoko !!!!