Tsika No Tontolo

Tsika No Tontolo "Izay iainantsika rehetra no tontolo"

11/02/2026

Manana RAD tokoa vahoaka Malagasy manana anao mankahery satria na lavitra aza dia tsy manadino

Rehefa fotoan-tsarotra, tsy teny no jerena fa fihetsika.Misy ny soa, misy ny tsara, ary hita ny fitiavana rehefa tena il...
05/02/2026

Rehefa fotoan-tsarotra, tsy teny no jerena fa fihetsika.
Misy ny soa, misy ny tsara, ary hita ny fitiavana rehefa tena ilaina.
Ny zava-misy no miteny, fa tsy kabary.

๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

Nitrangana loza-pifamoivoizana eo Androka Alasora vao aingana teo. Fiara 3 no potika ary miisa 3 ireo naratra, tsy nisy ...
09/08/2025

Nitrangana loza-pifamoivoizana eo Androka Alasora vao aingana teo. Fiara 3 no potika ary miisa 3 ireo naratra, tsy nisy ny namoy ny ainy. Tapaka ny lalana amin'izao fotoana izao amin'iny lalana iny.

Sary Melanie, Commune Urbaine Alasora.Nitrangana loza-pifamoivoizana eo Androka Alasora vao aingana teo. Fiara 3 no potika ary miisa 3 ireo naratra, tsy nisy ny namoy ny ainy. Tapaka ny lalana amin'izao fotoana izao amin'iny lalana iny.

Sary Melanie, Commune Urbaine Alasora.

๐™๐™‰1  #๐™‡๐™Š๐™•๐˜ผ๐™ˆ-๐™‹๐™„๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™Š๐™„๐™‘๐™Š๐™„๐™•๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐˜ผ๐™‡๐™Š๐™ƒ๐˜ผ๐™‰'๐™‰๐™” ๐™๐™€๐™๐™€๐™•๐˜ผ๐™‰'๐™„ ๐™๐™Ž๐™„๐™‰๐™…๐™Š๐˜ผ๐™๐™„๐™‘๐™Š๐™‰'๐™„๐™ˆ๐˜ผ๐™‰๐™‚๐˜ผ ๐™Š๐™‡๐™Š๐™‰๐˜ผ1 ๐™‰๐™Š  #๐™ˆ๐˜ผ๐™๐™”.Raha ny fampitam-baovao dia manam-bo...
07/08/2025

๐™๐™‰1 #๐™‡๐™Š๐™•๐˜ผ๐™ˆ-๐™‹๐™„๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™Š๐™„๐™‘๐™Š๐™„๐™•๐˜ผ๐™‰๐˜ผ
๐˜ผ๐™‡๐™Š๐™ƒ๐˜ผ๐™‰'๐™‰๐™” ๐™๐™€๐™๐™€๐™•๐˜ผ๐™‰'๐™„ ๐™๐™Ž๐™„๐™‰๐™…๐™Š๐˜ผ๐™๐™„๐™‘๐™Š๐™‰'๐™„๐™ˆ๐˜ผ๐™‰๐™‚๐˜ผ ๐™Š๐™‡๐™Š๐™‰๐˜ผ1 ๐™‰๐™Š #๐™ˆ๐˜ผ๐™๐™”.
Raha ny fampitam-baovao dia manam-boninahitra telo no tao anatiny, ny iray maty sur le coup, ny roa mbola tsy mahatsiaro.

Nodimandry ny zanak'i Jeneraly Lylyson Renรฉ de Rolland (Governoran'ny faritra Sofia).Hoy izy..."Amin'alahelo lehibe no a...
05/08/2025

Nodimandry ny zanak'i Jeneraly Lylyson Renรฉ de Rolland (Governoran'ny faritra Sofia).

Hoy izy...

"Amin'alahelo lehibe no anaovako fanambarana
amintsika rehetra namana, havana, fiaraha-
monina fa nodimandry tamin'ny sasakalina teo
ny zanakovavy Razanajafy Enerstine De Rolland, 34 taona . Ny razana moa dia tao amin'ny hopitaly
Befelatanana rehefanotsaboina fa voan'ny aretina " Hyperglycรฉmie " avy aty Antananarivo hitodi-doha ho an'nyBefandriana Avaratra fa ny programa dia horesahana amintsika miandalana eo."

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana tompoko

Lozam-pifamoivoizana tetsy amin'ny lalam-baovao Ankasina๐™Š๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– 2 ๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™š๐™ฉ๐™ค ๐™ฃ๐™ค ๐™›๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™–๐™ข๐™ค๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค๐™๐™ค ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ก๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™›๐™–๐™ข๐™ค๐™ž...
04/08/2025

Lozam-pifamoivoizana tetsy amin'ny lalam-baovao Ankasina

๐™Š๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– 2 ๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™š๐™ฉ๐™ค ๐™ฃ๐™ค ๐™›๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™–๐™ข๐™ค๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค๐™๐™ค ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ก๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™›๐™–๐™ข๐™ค๐™ž๐™ซ๐™ค๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™ฉ๐™š๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™ก๐™–๐™ก๐™–๐™ข-๐™—๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ค #๐˜ผ๐™ฃ๐™ ๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™๐™ž๐™๐™–๐™ฏ๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ง๐™ค๐™ฃ๐™™ ๐™ฅ๐™ค๐™ž๐™ฃ๐™ฉ ๐™ˆ๐™–๐™ ๐™ž ๐˜ผ๐™ฃ๐™™๐™ค๐™๐™ค๐™ฉ๐™–๐™ฅ๐™š๐™ฃ๐™–๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค ๐™ฉ๐™š๐™ค.
Lehilahy 35 taona maty teo no eo raha toa ka tany aminโ€™ny hopitaly no namoy ny ainy ny iray. Olona 13 kosa no naratra ny sy voafaoka ka nentina notsaboina eny aminโ€™ny HJRA. Isan'izany ny mpamily Ilay fiara 4*4 sy ny vadiny tao anaty fiara.
Fantatra fa noho ny fandehanana mafy no niteraka izao loza izao.

I FETRA?Tovolahy iray 24 taona, fanta-daza, tratran'ny Polisim-pirenena CSP5 am-bodiomby namaky trano teny Anosibe, omal...
03/08/2025

I FETRA?

Tovolahy iray 24 taona, fanta-daza, tratran'ny Polisim-pirenena CSP5 am-bodiomby namaky trano teny Anosibe, omaly.

Nanao fisafoana tahaka ny mahazatra ny polisy no nahatsikaritra azy eo am-panaovana asa ratsy.

Nogiazana ireo fitaovany ary nentina nanokafana famotorana eny amin'ny kaomisaria CSP5 Mahamasina izy.

Ankoatra izay dia, nahitร na fitaovana fidorohana zava-mahadomelina ihany koa tany aminy.

Dis-nous $kispass

Ahitana embouteillage daholo fa firenena Itaos-unie tena mafy kah
02/08/2025

Ahitana embouteillage daholo fa firenena Itaos-unie tena mafy kah

๐Ÿ“ Hisolo-tena an'i Madagasikara any amin'ny fifaninanan-kira Intervision 2025 izay ho atao any Rosia ny 20 Septambra iza...
01/08/2025

๐Ÿ“ Hisolo-tena an'i Madagasikara any amin'ny fifaninanan-kira Intervision 2025 izay ho atao any Rosia ny 20 Septambra izao i D-Lain sy Denise (DUO).

๐Ÿ”ด Izay mivoaka mpandresy amin'ity fifaninanana ity dia mahazo lelavola mitentina 300.000 euros na manodidina ny 1,5 milliard dโ€™ariary.

๐—Ÿ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—•๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ผ - ๐—”๐—ป๐—ธ๐—ถ๐—น๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜๐—ผ :๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—ข๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ 7 ๐—บ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ.๐Ÿ”ทFiara Mazda iray mampitohy an'i Mahabo...
31/07/2025

๐—Ÿ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—•๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ผ - ๐—”๐—ป๐—ธ๐—ถ๐—น๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜๐—ผ :

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—ข๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ 7 ๐—บ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ.

๐Ÿ”ทFiara Mazda iray mampitohy an'i Mahabo sy Miandrivazo no tra-doza eo Beranomaso androany maraina tokony ho tamin'ny 9 ora latsaka fahefany teo ho eo. Vokany, olona miisa 7 no maty tsy tra-drano ka Zaza ny 3 ary Olon-dehibe ny 4. Olona 4 hafa mbola miady aman'ainy any aminy hopitaly, ny ambiny kosa maratra mafy ary manaraka fitsaboana ao aminy . Tapaka tanteraka ny tongotr'ilay mpamily havia.

๐Ÿ”ทRaha ny voalazan'ny loharanom-baovao dia tapaka hisatra Ilay fiara ka antony nahatonga ny loza.

Mirary fiononana ireo havan'ny manamanjo ary mirary fahasalamana haingana ireo mbola tsaboina
๐Ÿ“ธIndrana

30/07/2025

Ty Ary ilay videรด an'i Fenohasina sy ny Mamany fa MD izy

๐ŸŸฅ๐ŸŸฅURGENT - VAOVAO MAIKA๐ŸŸฅ๐ŸŸฅ โš ๏ธ๐‘๐€๐‡๐€๐‘๐€๐‡๐€ ๐€๐Œ๐๐Ž๐‡๐ˆ๐Œ๐€๐‹๐€๐™๐€ : ๐—ก๐—œ๐——๐—ข๐—•๐—ข๐—ž๐—” ๐—”๐— -๐—ฃ๐—ข๐—ก๐—๐—” ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—๐—œ๐— ๐—”๐—œ๐—ž๐—” ๐”ฝ๐”ผโ„•๐•†โ„๐”ธ๐•Š๐•€โ„•๐”ธ SY ๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—œ๐—ก๐—ฌโš ๏ธVita izao hari...
30/07/2025

๐ŸŸฅ๐ŸŸฅURGENT - VAOVAO MAIKA๐ŸŸฅ๐ŸŸฅ

โš ๏ธ๐‘๐€๐‡๐€๐‘๐€๐‡๐€ ๐€๐Œ๐๐Ž๐‡๐ˆ๐Œ๐€๐‹๐€๐™๐€ : ๐—ก๐—œ๐——๐—ข๐—•๐—ข๐—ž๐—” ๐—”๐— -๐—ฃ๐—ข๐—ก๐—๐—” ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—๐—œ๐— ๐—”๐—œ๐—ž๐—” ๐”ฝ๐”ผโ„•๐•†โ„๐”ธ๐•Š๐•€โ„•๐”ธ SY ๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—œ๐—ก๐—ฌโš ๏ธ

Vita izao hariva izao ny fanadihadiana an'i Fenohasina sy ny reniny. Nalefa avy hatrany hotazomina vonjimaika eny am-ponja izy ireo miandry ny fitsarana Raha ny nambaran'ny tonia Mampanoa lalร n'ny fitsarana ambaratonga voalohany.

Hatreto, olona 5 no nidoboka am-ponja vonjimaika tamin'ity raharaha ity.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsika No Tontolo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share