Fimpisava SAVA

Fimpisava SAVA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fimpisava SAVA, Nonprofit Organization, Ankatso, Antananarivo.

FÉLICITATIONS PRÉSIDENT FIMPISAVA VAOVAO 🩵🎉✅ Tontosa tamin’ny omaly ny fifidianagna ho mpitariky vaovao ny fikambanagna ...
17/08/2026

FÉLICITATIONS PRÉSIDENT FIMPISAVA VAOVAO 🩵🎉

✅ Tontosa tamin’ny omaly ny fifidianagna ho mpitariky vaovao ny fikambanagna FIMPISAVA eto Antananarivo.
Candidat lisitra tokana moa ry zareo ka fankatoavana tamin’ny alalan’ny ENY sy TSIA no natao.

- Lany ho président ny FIMPISAVA araka izany i Simoneau Bernard Atmani tamin’ny salan’isa 91,71%
- Lany ho mpitantam-bola (Trésorier) ny fikambanagna tamin’ny salan’isa 88,60% kosa i Ricky Fabiot
- Ary tafapetraka ho mpanara-maso ny vola (Com aux comptes) i Donny NJ tamin’ny salan’isa 87,56%

Ka dia miarahaba sady mirary soa ho anarô mba havita be amin’ny adidy masina miandry anarô amin’ny fampandrosogna ny fikambanagna FIMPISAVA ntsika.

• Ankasitrahigny ny fahatongavan’ireo RAD nagnamia voninahitry igny fotoagna omaly igny :
- Président Kenny (Vice président FITEFA)
- Président Eric (vice président FIZANA)
-Isaoragna ihiany koa ireo RAD solon-tegnan’ireo fikambanagna 4 Distrika mandrafitry Faritry SAVA ny ASED SAMBAVA,ASNA ANTALAHA,FIZAIH voHEMAR , FIZANA ANDPA .
- Isaoragna koa ny solon-tegnan’ireo Président BANOMO FIMPISAVA VERONEL JACQUE tamin’ny fatongavagna .
• Isoragna ihiany koa ny bureau izay amperin’asa tamin’ny fagnatanterahagna ny adidy hatramin’izay indrindra ny filohany AJESA SAMBAVA , AEUTNA ANTALAHA , FIMPIZAIH VOHEMAR, AJIART ANDAPA sy ireo bureau mafonja niaraka nisalahy tamiko .
• Misaotra manokana irô Comité électoral izay taritiny président Keini Morrodon ihiany koa tamin’ny fikarakaragna.
• Ankasitrahagna hiany koa atsika membres rehetra agnatiny FIMPISAVA.

AJESA Zanaka Sambava
Aeutna Officiel
Fimpizaih Tanà
Ajiart Tana
Fimpisava SAVA
Fimpisava Antananarivo

16/08/2026

15 h RODOBE LATSA-BATO HOAN’NY FIMPISAVA EO FAST-FOOD ANKATSO 2 MITONDRASA CIN

FIMPISAVA mizotra tsara ny fifidianagnantsika « comité électorale »efa miamby atsika ao Tongava maro ……Ianao ve efa nand...
16/08/2026

FIMPISAVA mizotra tsara ny fifidianagnantsika « comité électorale »efa miamby atsika ao Tongava maro ……
Ianao ve efa nandeha nifidy ????
Manaova ok Ilay mba efa nandeha nifidy eee

Ndao ifidy  eeee ….
16/08/2026

Ndao ifidy eeee ….

0FIMPISAVA COMMISSION PÉDAGOGIQUE ET DES FORMATIONS ,📕📕CLUBS DE LANGUES FIMPISAVA EXCURSION AMPEFY🇲🇫🇱🇷🇨🇳🇪🇸🇩🇪👉Ny fianarag...
15/05/2026

0FIMPISAVA COMMISSION PÉDAGOGIQUE ET DES FORMATIONS ,
📕📕CLUBS DE LANGUES FIMPISAVA EXCURSION AMPEFY🇲🇫🇱🇷🇨🇳🇪🇸🇩🇪
👉Ny fianaragna no lova tsara indrindra. Mianatra sady miala voly rivotro madio fahaizagna azo.
👉Isaoragna ny responsable pédagogique Dahimena François Faed sy Responsable formation Clogene Ratsiresena izay tsy mitsahatra mitady ny mahasoa ny FIMPISAVA.
👉Isaoragna ireo bureau FIMPISAVA rehetra miezaka mikolokolo sy mitaiza ny mpikambagna miaraka ato Président Bon's Sconfilde
👉Isaoragna ireo mpianatra rehetra .
🙏🙏Ndao hianatra e 🙏🙏
💪Assemblée générale FIMPISAVA le 7 juin 2026
💪Election FIMPISAVA le 12 juillet 2026

FIMPISAVA COMMISSION PÉDAGOGIQUE ET DES FORMATIONS,📕📕EXCURSION CLUBS DES LANGUES AMPEFY 🇩🇪🇪🇸🇨🇳🇱🇷🇲🇫----------------------...
14/05/2026

FIMPISAVA COMMISSION PÉDAGOGIQUE ET DES FORMATIONS,
📕📕EXCURSION CLUBS DES LANGUES AMPEFY 🇩🇪🇪🇸🇨🇳🇱🇷🇲🇫
-------------------------------------_---------------
👉REGLE NULERO 1 : VAO MIAINGA DIA TSY MISY TENY GASY.
👉Date :Amaray vendredi 15 mai au 16 mai 2026
👉 Activité maro no atao.
🙏NDAO HIANATRA EEE
N.B : ASSEMBLEE GENERALE FIMPISAVA LE 7 JUIN 2026
💪 OFISIALY ELECTION FIMPISAVA LE 12 JUILLET 2026 .

Association des Jeunes du Triangle du Nord (AJTN),   🌺TOURNOI FIRAISAN-KINA COUPE AOMBY MATVY 🌺👉 Dimanche le 17 mai 2026...
12/05/2026

Association des Jeunes du Triangle du Nord (AJTN),
🌺TOURNOI FIRAISAN-KINA COUPE AOMBY MATVY 🌺

👉 Dimanche le 17 mai 2026
15 h 30 : SAVA # SOFIA

💪MBOLA MIANTSO IREO TOVOLAHY MATANJAKA MAHATSAPA TEGNA FA JAOLAHY @ BOLIGNY TY AVY SAVA TONGAVA EEE.....

FIMPISAVA COMMISSION SPORT,MBA HOFAGNOMAGNA NY TOURNOI IZAY KARAKARAINY TRIANGLE DU NORD MANOMBOKO LE 17 MAI IO. 👉ILAZAG...
06/05/2026

FIMPISAVA COMMISSION SPORT,
MBA HOFAGNOMAGNA NY TOURNOI IZAY KARAKARAINY TRIANGLE DU NORD MANOMBOKO LE 17 MAI IO.
👉ILAZAGNA IREO TOVOLAHY MAHATSAPATEGNA FA JAOLAHY AMIN' NY RESAKA BAOLINA KITRA AVY AMIN' NY FARITRA SAVA MBA HO TONGA ENY AMIN' NY TERRAIN ANKATSO AMBANY AMARAY JEUDI A 15H 30 MITONDRASA TENNIS .

FITEFA
30/04/2026

FITEFA

FIMPISAVA COMMISSION PÉDAGOGIQUE ET DES FORMATIONS PROFESSIONNELLES -------------------------------------------------SOR...
26/03/2026

FIMPISAVA COMMISSION PÉDAGOGIQUE ET DES FORMATIONS PROFESSIONNELLES
-------------------------------------------------
SORTIE DE PROMOTION "REPORTÉE DIMANCHE LE 29 MARS 2026 A14 H"
----------------------------------------------------------------
🚫AHEMOTRO AMIN'NY ALAHADY FAHA 29 MARTSA NY SORTIE DE PROMOTION IZAY TOKONY HATAO AMIN'NY SABOTSY 28 MARTSA.
MAMETRAKA FIALANTSIGNYAMINTSIKA JIABY🙏

Fimpisava Antananarivo

Address

Ankatso
Antananarivo
101

Telephone

+261326191134

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fimpisava SAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share