Association Hazon'ny Fahamarinana Nambolen'i JEHOVAH-Hfnj

Directions Contact the organization

Association Hazon'ny Fahamarinana Nambolen'i JEHOVAH-Hfnj Fiadanana o, ity pejy ity Dia nataontsika hifandraisana sy hampahafantarana ny mombamomba ny association Hazon'ny Fahamarinana Nambolen'i JEHOVAH-HFNJ

Finaritra e!!!!Manasa antsika indray izahay fa manomboka amin'ny alarobia 07 oktobra ny fidirana ho an'ny taom-pibeazana...
22/09/2026

Finaritra e!!!!

Manasa antsika indray izahay fa manomboka amin'ny alarobia 07 oktobra ny fidirana ho an'ny taom-pibeazana ireo zanatsika 10 hatramin'ny 17 taona atao hoe GOFERA eto amin'ny HFNJ.

Faly mandray anareo zatovo sy tanora indray izahay hifampitantana hitombo ara-panahy.

Tongavasoa daholo ary misoratra anarana e!

Fiadanana.

๐Ÿค” MANIMBA SA MAMPANDROSO NY FIRENENTSIKA NY FIVAVAHANA KRISTIANA?Izany indray no lohahevitry ny famelabelaran-kevitra en...
22/07/2026

๐Ÿค” MANIMBA SA MAMPANDROSO NY FIRENENTSIKA NY FIVAVAHANA KRISTIANA?

Izany indray no lohahevitry ny famelabelaran-kevitra entin'i:
- Dr Tiana Fanantenana RAZAFINDRAKOTO
sy
- Pasteur Solofonirina RAKOTOBE

izay atao ao amin'i MOTEL ANOSY ny 01 aogositra 2026 manomboka amin'ny 1 ora sy sasany tolakandro.

๐Ÿฅฐ Manasa anao am-pitiavana ny HFNJ amin'ity hetsika mbola tafiditra amin'ny fankalazana an'Andriamanitra noho ny fahadimy taonany ity hatrany.๐Ÿฅฐ

"Ny fahamarinana manandratra ny firenena fa ny ota kosa dia fahafaham-baraka amin'ny olona." Oha 14:34

โค๏ธHFNJ VELONA SY MAMELONAโค๏ธ

Fiadanana o! ๐Ÿค—๐Ÿ‘‹โœจMahafaly ny HFNJ Ny manolotra anao fitoriana filazantsara an'i KristyIarahana amin'ny Tarika VonjySy iha...
14/07/2026

Fiadanana o! ๐Ÿค—๐Ÿ‘‹

โœจMahafaly ny HFNJ
Ny manolotra anao fitoriana filazantsara an'i Kristy
Iarahana amin'ny Tarika Vonjy
Sy ihany koa Ndriana Ramamonjy โœจ

Ao anatin'ny fankalazana an'Andriamanitra hatrany
Noho ny faha๐Ÿ“ ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š nampijoroan'ny Tompo ny HFNJ moa izany.
Koa andao ary hifanentana hiara-iombona sy hiara-paly.

๐Ÿ“…@ sabotsy 25 jolay izao no fotoana
๐Ÿ’’Eny @ Institution Sainte Famille Mahamasina
โŒš Manomboka @2 ora tolakandro
๐Ÿ’ฐTsy misy vidim-pidirana fa ny valopy fanasana kosa dia azonao alaina amin'ireto toerana ireto :
๐Ÿ“Radio Vaovao Mahasoa Ambatomiangara Ambatovinaky,
๐Ÿ“TPFV Ankasina,
๐Ÿ“TPFV Manarintsoa,
๐Ÿ“Ivon-toerana HFNJ Mahamasina

๐Ÿ“  Fanazavana fanampiny sy fifandraisana: ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฐ๐Ÿญ๐Ÿฌ๐Ÿณ๐Ÿญ๐Ÿฎ๐Ÿฐ๐Ÿฏ

๐Ÿ€๐Ÿ Andao daholo ary, iara-paly, iombona hidera sy hankalaza Ilay nihazona antsika hatrany.
Hoento daholo ny havana aman-tsakaiza dia any isika mihaona e! ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ“œ"๐ด๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘ง๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐‘š๐‘Ž๐‘š๐‘œ๐‘›-๐‘‘๐‘–๐‘ฃ๐‘Ž๐‘ฆ โ„Ž๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘’๐‘œ, ๐‘“๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘‘๐‘–๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘ ๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘š-๐‘๐‘œ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ก๐‘ ๐‘ฆ, ๐‘“๐‘Ž ๐‘Ž๐‘œ๐‘˜๐‘Ž โ„Ž๐‘œ๐‘“๐‘’๐‘›๐‘œ๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐น๐‘Ž๐‘›๐‘Žโ„Ž๐‘ฆ" แด‡า“แด‡sษชแด€ษดแด€ ๐Ÿฑ:๐Ÿญ๐Ÿด

๐‡๐…๐๐‰ - ๐Ÿ•Š ๐‘ฝ๐’†๐’๐’๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐‘ด๐’‚๐’Ž๐’†๐’๐’๐’๐’‚

03/07/2026

โœจ Salanitra e! โœจ

๐Ÿ“– โ€œAvia aty amiko ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.โ€ Matio 11:28

Manasa anao am-pitiavana izahay hanatrika ny Lasy faha-5 taonanโ€™ny HFNJ.

๐Ÿ’š Misokatra ho anโ€™ny olona rehetra izy ity, na tanora na lehibe. Fotoana hiarahana, hifampaherezana, ary hankafizana firaisana ao aminโ€™i Kristy.

๐Ÿ“… 11โ€“12 Jolay 2026
๐Ÿ“ Espace Tafaray, Ambatofahavalo

๐Ÿ’ต Fandraisana anjara: 30 000 Ar + vary 4 kapoaka

๐Ÿ“ Misorata anarana alohanโ€™ny 9 Jolay aminโ€™ny:
๐Ÿ“ž 034 02 447 75

Aza misalasala manasa ny havanao sy ny namanao. Mino izahay fa hisy fitahiana miandry anao aminโ€™ity lasy ity.

Tongava maro fa miandry anao izahay!

Fiadanana ho aminareo! ๐Ÿ™

18/06/2026

"...๐‘š๐‘๐‘Ž โ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘ง๐‘ฆ โ„Ž๐‘œ๐‘’ ๐‘ฏ๐’‚๐’›๐’๐’'๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚, ๐‘ต๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’†๐’'๐’Š ๐‘ฑ๐’†๐’‰๐’๐’—๐’‚๐’‰ โ„Ž๐‘œ ๐‘“๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘–๐‘ ๐‘’โ„Ž๐‘œ๐‘Ž๐‘š-๐‘๐‘œ๐‘›๐‘–๐‘›๐‘Žโ„Ž๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž. " ษชsแด€ษชแด€ ๐Ÿฒ๐Ÿญ:๐Ÿฏ

Hey! ๐Ÿค—๐Ÿ‘‹
๐Ÿ“ ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š sahady anie izay no nampijoroan'ny Tompo antsika HFNJ e!
Eny hoa, tena fahasoavana be ny nitondraNy antsika rehetra tao anatin'izay.

Manasa anao ary, andao hiara-hankalaza Azy isika.
Tongavasoa @ lanonantsika:
" ๐™‘๐™–๐™ซ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ข๐™—๐™š๐™ก๐™ค๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™๐™–๐™›๐™š๐™ฃ๐™ค๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™๐™ฎ ๐™ˆ๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ƒ๐™๐™‰๐™…"
๐Ÿ“…@ ๐™จ๐™–๐™—๐™ค๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿณ ๐™…๐™ค๐™ฃ๐™– izao no fotoana
๐Ÿ’’Eny @ ๐™€๐™จ๐™ฅ๐™–๐™˜๐™š ๐™๐™š๐™ฃ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐˜ฝ๐™ฎ๐™ฅ๐™–๐™จ๐™จ
โŒš๐™๐™ž๐™–๐™ž๐™ฃ๐™œ๐™–๐™ฃ๐™– kosa @ ๐Ÿณ:๐Ÿฏ๐Ÿฌ eny Mahamasina
๐Ÿ’ฐ๐™๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ง๐™– : ๐Ÿฎ๐Ÿฌ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐€๐ซ
๐Ÿ‘”๐Ÿ‘—๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–: ๐™๐™ž๐™ฉ๐™–๐™›๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™๐™–๐™Ÿ๐™–, ary entanina kosa isika ๐™ž๐™จ๐™–๐™ข-๐™—๐™ค๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค๐™ฃ๐™– hanao ๐™ฏ๐™–๐™ซ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ž๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ๐™–

๐Ÿ“  ๐™ˆ๐™ž๐™จ๐™ค๐™ง๐™–๐™ฉ๐™– ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– dieny izao ary @ ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฐ๐Ÿญ๐Ÿฌ๐Ÿณ๐Ÿญ๐Ÿฎ๐Ÿฐ๐Ÿฏ, sady ao ihany koa no azontsika hanontaniana ny andinindininy.

๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ’ป ๐™๐™–๐™ง๐™–-๐™›๐™ž๐™จ๐™ค๐™ง๐™–๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– : ๐™จ๐™–๐™—๐™ค๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ ๐™Ÿ๐™ค๐™ฃ๐™–

๐Ÿ€๐Ÿ Andao daholo ary, iara-paly, iombona hidera sy hankalaza Ilay nihazona antsika, namelona antsika ary mbola mampiorina antsika hatrany. Ho vavolombeloNy tokoa ka ho fampisehoam-boninahitra.

๐Ÿ“œ"๐ด๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘ง๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐‘š๐‘Ž๐‘š๐‘œ๐‘›-๐‘‘๐‘–๐‘ฃ๐‘Ž๐‘ฆ โ„Ž๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘’๐‘œ, ๐‘“๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘‘๐‘–๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘ ๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘š-๐‘๐‘œ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ก๐‘ ๐‘ฆ, ๐‘“๐‘Ž ๐‘Ž๐‘œ๐‘˜๐‘Ž โ„Ž๐‘œ๐‘“๐‘’๐‘›๐‘œ๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐น๐‘Ž๐‘›๐‘Žโ„Ž๐‘ฆ" แด‡า“แด‡sษชแด€ษดแด€ ๐Ÿฑ:๐Ÿญ๐Ÿด

๐‡๐…๐๐‰ - ๐Ÿ•Š ๐‘ฝ๐’†๐’๐’๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐‘ด๐’‚๐’Ž๐’†๐’๐’๐’๐’‚

Fahasoavana be ๐Ÿ˜ ny nanao Fitoriana an-tsekoly omaly 08 jona 2026 ao anatin'izao fankalazana an'Andriamanitra noho ny fa...
09/06/2026

Fahasoavana be ๐Ÿ˜ ny nanao Fitoriana an-tsekoly omaly 08 jona 2026 ao anatin'izao fankalazana an'Andriamanitra noho ny fahadimy taonan'ny HFNJ izao.๐Ÿฅณ๐ŸŽ‚๐Ÿฅณ

Deraina ny Tompo ary mankasitraka ny Campus pour Christ sy ireo mpiofana niara-nanatanteraka izany.โค๏ธโค๏ธโค๏ธ

Misaotra manokana ny sekoly LTPGCM Mahamasina nandray anay ka nanome fotoana hitoriana amin'ireo mpianatra.๐Ÿ™๐Ÿซถโค๏ธ

Fiadanana e!!!

โœจ๐—ก๐—ผ๐—ต๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† โœจ๐Ÿค Feno fankasitrahana an'Andriamanitra ny fonay fa tanteraka soamantsara ny andiany fa...
29/05/2026

โœจ๐—ก๐—ผ๐—ต๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† โœจ

๐Ÿค Feno fankasitrahana an'Andriamanitra ny fonay fa tanteraka soamantsara ny andiany faharoa tamin'ny ๐—ง๐—ฆ๐—˜๐—ก๐—”๐—•๐—˜ ๐—ž๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—œ๐—”๐—ก๐—” natao teny amin'ny CFFAMMA Nanisana farany teo.

๐Ÿฉต Mankasitraka antsika rehetra mpandraharaha niara-nisalahy nandray anjara tao anatin'izany:
๐ŸŒญ Koba & Sรดsisy Talata Volonondry
๐Ÿ‘• Mme Mialy
๐Ÿ‘• Mediatika : polo, t-shirt , robe t-shirt, tote bag
๐Ÿชด Vonink'hazo & O'REV Design : Fleurs, Tapisserie et broderie
https://www.facebook.com/share/1B5jAePrrh/
๐ŸŒฑAnthurium gรฉant : fleurs
https://www.facebook.com/share/1Dt4b9LVzZ/
๐ŸŒฑ Mahatsara Horticulture : fleurs
๐ŸŒฑ Nah Fleur: Fleur et repas en barquette
๐Ÿช” SAFIF Tsaravavaka Antsirabe aumes, huiles essentielles
๐Ÿฅง Les dรฉlices de Brayan: gรขteau, biscuits
https://www.facebook.com/share/1FSvB8wKe5/
๐Ÿ“‹ Sue.mg : papeterie et articles divers
https://www.facebook.com/share/1Gqw9N5rge/
๐Ÿ“š Agapรจ : foi et lecture, dรฉcoration
https://www.facebook.com/share/1B52PDAJYC/
๐Ÿ‘  FAME Fashion Mada : Chaussures, baumes ร  lรจvres, lunettes de soleil
https://www.facebook.com/share/17mG17QF3D/
๐Ÿ“š 3M Publishing : livres
https://www.facebook.com/share/192yknoLQp/
๐Ÿชด Chez coffret mini : accessoires et dรฉcoration jardin
https://www.facebook.com/share/1EFB3bZQ5Y/
๐Ÿ“ป Radio Vaovao Mahasoa
๐Ÿชด Vololontsoa Iranto : complรฉment nutritionnel
https://www.facebook.com/share/1iT2UukcYQ/
๐Ÿ‘’ Mianjaika Crea: Crรฉations artisanales
https://www.facebook.com/share/1XU9fFZb5U/
๐Ÿช” Mireille Rakoto : parfumerie
๐Ÿฅ› L'affinรฉe : produits laitiers, produits artisanaux et agroรฉcologiques https://www.facebook.com/Tassoieta

๐Ÿ’š Mankasitraka antsika rehetra tonga nanotrona teny an-toerana ihany koa, nanohana ny antso sy ny hetsika natao fa nanohana ireo mpandraharaha ihany koa.
๐Ÿ’œ Mankasitraka antsika mpanaraka ny pejy izay tena nandray anjara tamin'ny fombanareo samihafa ihany koa
๐Ÿฉท Mankasitraka feno an'ireo zoky 4 mirahalahy nitondra fampianarana izay tena nahaliana no nitomboana tamin'ny fahalalana misimisy kokoa an'Andriamanitra sy ny Teniny ๐Ÿ™
Solofo Raharifera
Pasteur Solofo Rakotobe
Faly F. F. Rapanoelina
Faly Ravoahangy

๐Ÿ’› Mankasitraka manokana ireo mpiara-miasa sady mpanohana anay ihany koa
SAH' ZAH
Radio Vaovao Mahasoa

๐ŸคŽ Mankasitraka indrindra antsika rehetra ๐Ÿ™

Mino sy manantena izahay fa ny Tompo izay efa niasa tamin'ny fahatanterahan'ny hetsika no mbola hiasa hatrany hampiorina antsika rehetra ao anatin'ny Teniny.

Andao hijery sombiny an-tsary ny hetsika isika

๐‡๐…๐๐‰ - ๐Ÿ•Š ๐‘ฝ๐’†๐’๐’๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐‘ด๐’‚๐’Ž๐’†๐’๐’๐’๐’‚

โœจ ๐—ง๐—ฆ๐—˜๐—ก๐—”๐—•๐—˜ ๐—ž๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—œ๐—”๐—ก๐—” โ€“ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿฎ โœจSalanitra e! ,๐Ÿ‘‹Efa tena mihamanatona ny fotoanantsika zareo a! ๐ŸคฉIanao koa ve efa t...
20/05/2026

โœจ ๐—ง๐—ฆ๐—˜๐—ก๐—”๐—•๐—˜ ๐—ž๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—œ๐—”๐—ก๐—” โ€“ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿฎ โœจ
Salanitra e! ,๐Ÿ‘‹
Efa tena mihamanatona ny fotoanantsika zareo a! ๐Ÿคฉ
Ianao koa ve efa tsy andrinao ny hihaonana any? ๐Ÿ˜๐Ÿค—

Ity ary Ilay fandaharam-potoanantsika miavaka kely :
โœจ๐ˆ๐ง๐จ๐ง๐š ๐ง๐จ ๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐›๐š๐ข๐›๐จ๐ฅ๐ฒ ๐š๐ง-๐ญ๐ฌ๐ž๐ก๐š๐ญ๐ซ๐šโœจ๐—ป๐˜†
23 Mey 2026.
๐Ÿ”ฐ 10:00 ๐™๐จ๐ค๐ฒ ๐’๐จ๐ฅ๐จ๐Ÿ๐จ ๐‘๐š๐ก๐š๐ซ๐ข๐Ÿ๐ž๐ซ๐š
๐Ÿ‘†"Tenin'Andriamanitra iray nefa samihafa ny fotopinoan'ny fiangonana."

๐Ÿ”ฐ 11:30 ๐๐š๐ฌ๐ญ๐ž๐ฎ๐ซ ๐’๐จ๐ฅ๐จ๐Ÿ๐จ๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐š ๐‘๐š๐ค๐จ๐ญ๐จ๐›๐ž
๐Ÿค”"Manuel manome vahaolana amin'ny fiainana ve ny baiboly?"

๐Ÿ”ฐ 13:30 ๐™๐จ๐ค๐ฒ ๐…๐š๐ฅ๐ฒ ๐‘๐š๐ฉ๐š๐ง๐จ๐ž๐ฅ๐ข๐ง๐š
๐Ÿค”"Tenin'Andriamanitra sa angalana Tenin'Andriamanitra ny Baiboly?"

๐Ÿ”ฐ 15:00 ๐๐š๐ฌ๐ญ๐ž๐ฎ๐ซ ๐…๐š๐ฅ๐ฒ ๐‘๐š๐ฏ๐จ๐š๐ก๐š๐ง๐ ๐ฒ
๐Ÿค”"Mila fahazaina manokana ve ny mamaky sy mahazo ny Baiboly?"

Fa hisy ihany koa ny fampilalaovana ny zanatsika eny an-tokontany iarahana @ SAH' ZAH

Tongavasoa daholo ary ny
๐Ÿ“… ๐Ÿฎ๐Ÿฎ โ€“ ๐Ÿฎ๐Ÿฏ ๐— ๐—ฒ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ
โฐ ๐Ÿต ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ โ€“ ๐Ÿฑ ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ
๐Ÿ“ ๐—š๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—น๐—ฒ ๐—–๐—™๐—™๐—”๐— ๐— ๐—” (๐˜พ๐™‰๐™€๐˜ผ๐™‚๐™ ๐™ฉ๐™–๐™ก๐™ค๐™๐™–), ๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

Ireto daholo indray kosa ireo mpampirantitsika s'ireo vokatra ho hitanao eny an-toerana :
๐ŸŒญ Koba & Sรดsisy Talata Volonondry
๐ŸงฅMme Mialy : pull
๐Ÿ‘• Mediatika : polo, t-shirt , robe t-shirt, tote bag
๐Ÿชด Vonink'hazo & O'REV Design : Fleurs , Tapisserie et broderie
https://www.facebook.com/share/1B5jAePrrh/
๐ŸŒฑAnthurium gรฉant : fleurs
https://www.facebook.com/share/1Dt4b9LVzZ/
๐ŸŒฑ Mahatsara Horticulture : fleurs
๐ŸŒฑ Nah Fleur: Fleur et repas en barquette
๐Ÿช” Baumes, huiles essentielles
๐Ÿฅง Les dรฉlices de Brayan: gรขteau, biscuits
https://www.facebook.com/share/1FSvB8wKe5/
๐Ÿ“‹ Sue.mg : papeterie et articles divers
https://www.facebook.com/share/1Gqw9N5rge/
๐Ÿ“š Agapรจ : foi et lecture, dรฉcoration
https://www.facebook.com/share/1B52PDAJYC/
๐Ÿ‘  FAME Fashion Mada : Chaussures, baumes ร  lรจvres, lunettes de soleil
https://www.facebook.com/share/17mG17QF3D/
๐Ÿ“š 3M Publishing : livres
https://www.facebook.com/share/192yknoLQp/
๐Ÿชด Chez coffret mini : accessoires et dรฉcoration jardin
https://www.facebook.com/share/1EFB3bZQ5Y/
๐Ÿ“ป Radio Vaovao Mahasoa
๐Ÿชด Vololontsoa Iranto : complรฉment nutritionnel
https://www.facebook.com/share/1iT2UukcYQ/
๐Ÿ‘’ Mianjaika Crea: Crรฉations artisanales
https://www.facebook.com/share/1XU9fFZb5U/
๐Ÿช” Mireille Rakoto : parfumerie
๐Ÿฅ› L'affinรฉe : produits laitiers, produits artisanaux et agroรฉcologiques https://www.facebook.com/Tassoieta

Araraoty fa fotoana tena miavaka indray ity atolotray anao ity a!๐Ÿคฉ

Andao hoa fa ๐ŸŽŸ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ฉ๐—œ๐——๐—œ๐— -๐—ฃ๐—œ๐——๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” anie!

"๐‘จ๐’“๐’š ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’Š๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’Š๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚" - Hebreo 10:24
๐—›๐—™๐—ก๐— - ๐Ÿ•Š๐‘ฝ๐’†๐’๐’๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐‘ด๐’‚๐’Ž๐’†๐’๐’๐’๐’‚

"๐‘จ๐’“๐’š ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’Š๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’Š๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚" - Hebreo 10:24โœจ ๐—ง๐—ฆ๐—˜๐—ก๐—”๐—•๐—˜ ๐—ž๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—œ๐—”๐—ก๐—” โ€“ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต...
07/05/2026

"๐‘จ๐’“๐’š ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’Š๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’Š๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚" - Hebreo 10:24

โœจ ๐—ง๐—ฆ๐—˜๐—ก๐—”๐—•๐—˜ ๐—ž๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—œ๐—”๐—ก๐—” โ€“ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿฎ โœจ

Salanitra e! ,๐Ÿ‘‹
โ—โ“ Efa renao ve izany fandaharana hoe "๐ˆ๐ง๐จ๐ง๐š ๐ง๐จ ๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐›๐š๐ข๐›๐จ๐ฅ๐ฒ" izany? ๐Ÿค”
Raha efa naheno dia andao iara-hankafy indray e! โ˜บ๐Ÿฅฐ
Raha tsia kosa dia aza malahelo fa fotoana fanararaotra ity indray mitoraka ity. ๐Ÿ˜Š
๐ŸŽฏ Ny hampandroso anao hatrany hiahanakaiky sy hahafantatra hatrany ny Tompontsika no tanjonay.

Andao ary, tongavasoa amin'ny ๐™‘๐™–๐™ง๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– karakarain'ny ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ eto anivon'ny ๐—›๐—™๐—ก๐—.

Mariho dieny izao ny diarinao ary:
๐Ÿ“… ๐Ÿฎ๐Ÿฎ โ€“ ๐Ÿฎ๐Ÿฏ ๐— ๐—ฒ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ
โฐ ๐Ÿต ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ โ€“ ๐Ÿฑ ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ
๐Ÿ“ ๐—š๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—น๐—ฒ ๐—–๐—™๐—™๐—”๐— ๐— ๐—” (๐˜พ๐™‰๐™€๐˜ผ๐™‚๐™ ๐™ฉ๐™–๐™ก๐™ค๐™๐™–), ๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

Ho hita eny an-toerana ny ๐™ ๐™–๐™ง๐™–๐™ฏ๐™–๐™ฃโ€™๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™–๐™ง๐™ค ๐™จ๐™–๐™ข๐™ž๐™๐™–๐™›๐™–, toy ny :
๐Ÿ‘— Habillement
๐Ÿก Dรฉcoration
๐Ÿ‘ถ Articles bรฉbรฉ sy enfant
๐Ÿ’„ Parfumerie sy produits de beautรฉ
๐ŸŒฟ Plantes sy fleurs
๐Ÿฐ Produits alimentaires
๐Ÿ“– Articles dโ€™รฉdification
๐Ÿ’ Bijoux
๐Ÿ“š Livres
๐ŸŽจ Art malagasy
โ€ฆ sy maro hafa!

๐Ÿ“… ๐—ง๐—ผ๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ธ๐—ผ๐˜€๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ :
๐—›isy animations isan-karazany :
๐ŸŽถ Louange
๐ŸŽค Confรฉrence
๐Ÿค Partage
๐ŸŽฒ Jeux ho anโ€™ny ankizy

๐Ÿ”ฅ๐—™๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜‡๐˜†
โœจ๐ˆ๐ง๐จ๐ง๐š ๐ง๐จ ๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐›๐š๐ข๐›๐จ๐ฅ๐ฒ ๐š๐ง-๐ญ๐ฌ๐ž๐ก๐š๐ญ๐ซ๐šโœจ๐—ป๐˜†
23 Mey 2026.

Fandaharana azontsika rehetra henoina sy arahana ao @๐™๐™–๐™™๐™ž๐™ค ๐™‘๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ค ๐™ˆ๐™–๐™๐™–๐™จ๐™ค๐™– 106.8 FM isaky ny alatsinainy @8 ora sy fahefany alina izy io. Izay atolotr'i ๐“๐ก๐จ๐ง๐ง๐ฒ ๐‡๐š๐ฃ๐š ๐‘๐š๐ฃ๐š๐จ๐ง๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐ž๐ฅ๐จ avy ao amin'ny ๐™Ž๐™–๐™' ๐™•๐™–๐™.

Fa "๐™–๐™ฃ-๐™ฉ๐™จ๐™š๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™–" kosa izy amin'ity indray mitoraka ity. Ary ho hitantsika amin'izany ireo mpiara-manompo efa nivahiny tamin'io fandaharana io:
๐Ÿ”ฐ 10:00 ๐™๐จ๐ค๐ฒ ๐’๐จ๐ฅ๐จ๐Ÿ๐จ ๐‘๐š๐ก๐š๐ซ๐ข๐Ÿ๐ž๐ซ๐š
๐Ÿ”ฐ 11:30 ๐๐š๐ฌ๐ญ๐ž๐ฎ๐ซ ๐’๐จ๐ฅ๐จ๐Ÿ๐จ๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐š ๐‘๐š๐ค๐จ๐ญ๐จ๐›๐ž
๐Ÿ”ฐ 13:30 ๐™๐จ๐ค๐ฒ ๐…๐š๐ฅ๐ฒ ๐‘๐š๐ฉ๐š๐ง๐จ๐ž๐ฅ๐ข๐ง๐š
๐Ÿ”ฐ 15:00 ๐๐š๐ฌ๐ญ๐ž๐ฎ๐ซ ๐…๐š๐ฅ๐ฒ ๐‘๐š๐ฏ๐จ๐š๐ก๐š๐ง๐ ๐ฒ

Araraoty fa fotoana tena miavaka indray ity atolotray anao ity a!๐Ÿคฉ
Tongava maro, entano daholo ny ankohonana, tapaka sy namana, bae,sns e! ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜Š
Tongava miaraka amin'ny fanontanianao fa tsy misy toy ity anie e!
Any izany mihaona a!
๐ŸŽŸ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ฉ๐—œ๐——๐—œ๐— -๐—ฃ๐—œ๐——๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” an!

๐Ÿ“ž ๐‘ญ๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’‡๐’Š๐’”๐’๐’“๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ :
๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฐ ๐Ÿญ๐Ÿฌ ๐Ÿฒ๐Ÿฐ๐Ÿฒ ๐Ÿด๐Ÿด / ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฐ ๐Ÿฌ๐Ÿฎ ๐Ÿฐ๐Ÿฐ๐Ÿณ ๐Ÿณ๐Ÿฑ

๐—›๐—™๐—ก๐— - ๐Ÿ•Š๐‘ฝ๐’†๐’๐’๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐‘ด๐’‚๐’Ž๐’†๐’๐’๐’๐’‚

โœจ Fiadanana e!โœจFeno ๐Ÿ๐š๐ง๐ค๐š๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐š๐งโ€™๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š isika noho ny fahavitanโ€™ny ๐š๐ฅ๐ข๐ฆ-๐›๐š๐ฏ๐š๐ค๐š ny 17 aprily lasa teo. Tena n...
20/04/2026

โœจ Fiadanana e!โœจ

Feno ๐Ÿ๐š๐ง๐ค๐š๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐š๐งโ€™๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š isika noho ny fahavitanโ€™ny ๐š๐ฅ๐ข๐ฆ-๐›๐š๐ฏ๐š๐ค๐š ny 17 aprily lasa teo. Tena nahafinaritra ny fiombonana sy ny fahatongavanareo marobeโ€”misaotra antsika rehetra tonga sy nandray anjara taminโ€™izany fotoana sarobidy izany ๐Ÿ™
Ary ๐ฆ๐ข๐ฌ๐š๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐“๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ koa isika ny @๐ฏ๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐š ๐’๐ž๐๐ž๐ซ๐š manokana sy ny ๐…๐Œ๐“๐€ ๐€๐ฆ๐›๐š๐ญ๐จ๐ง๐š๐ค๐š๐ง๐ ๐š izay nanaiky nanompo nikarakaraka izany ๐Ÿ˜Š

๐Ÿ‘‰ Tena mamy ny fiombonana fa andao ho tohizana hatrany e! ๐Ÿฅฐ๐Ÿค—
Koa manasa antsika rehetra indray
@๐—™๐—œ๐—ข๐— ๐—•๐—ข๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—˜ ๐—›๐—™๐—ก๐—:
๐Ÿ“… Sabotsy 25 ๐˜ผ๐™ฅ๐™ง๐™ž๐™ก๐™ฎ ho avy izao
๐Ÿ•ฃ Aminโ€™ny 8:30 ๐™ข๐™–๐™ง๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–
๐Ÿ“ Eny @๐™„๐™ˆ๐™ƒ ๐˜ผ๐™ฃ๐™ ๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™–

๐Ÿ“ฃ ๐ญ๐ž๐ฅ๐จ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ซ๐จ๐š ity moa dia toy izao indray ny ๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ก๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ianarantsika:
โ€œ๐—”๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธโ€™๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ?โ€

Aoka samy ho vonona hizara, hihaino ary hitombo ao aminโ€™ny Tompo ๐Ÿ’›

๐Ÿ™ Tongava maro, ary aza misalasala mitondra namana koa! ๐Ÿฅฐ

๐‡๐…๐๐‰ - ๐Ÿ•Š๐‘ฝ๐’†๐’๐’๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐‘ด๐’‚๐’Ž๐’†๐’๐’๐’๐’‚

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Hazon'ny Fahamarinana Nambolen'i JEHOVAH-Hfnj posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Hazon'ny Fahamarinana Nambolen'i JEHOVAH-Hfnj:

Shortcuts

Share