26/08/2023
Miara ory amin'ireo fianakaviana namoy ny havany omaly isika syndicat SYNDPERS😢😢 ary mampahery azy ireo. Mirary fahasalamana feno ihany koa ho an'izay niharan-doza omaly.
Aleo halan'andriana toy izay halam-bahoaka. Hiady ho an'ny tombotsoa iombonana.
Fiadanana
Antananarivo
TANÀ-101
Be the first to know and let us send you an email when SYNDicat des PERSonnels du Mesupres posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.