ASCAL MEF

ASCAL MEF Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ASCAL MEF, Nonprofit Organization, Antaninarenina, Antananarivo.

01/01/2026
Miarahaba ny rehetra! 👋Nohon’ny antony tsy miankina amin’ny mpikarakara dia voatery ajanona ny hetsika nokasaina hotante...
19/12/2025

Miarahaba ny rehetra! 👋

Nohon’ny antony tsy miankina amin’ny mpikarakara dia voatery ajanona ny hetsika nokasaina hotanterahina androany.

Misaotra amin’ny fandaminana 🙏🏻

🎉 MEF MIARA-MIFETY 2025 🎉Ho famaranana ny taona 2025, ny ASCAL dia manolotra fotoana iray hiarahana mifaly sy miara-mial...
17/12/2025

🎉 MEF MIARA-MIFETY 2025 🎉
Ho famaranana ny taona 2025, ny ASCAL dia manolotra fotoana iray hiarahana mifaly sy miara-miala voly 🤝✨

♠️ BELÔTY
🎲 FANORONA
🁢 DOMINOS

🎤 Animation & Karaoke
🥤 Boissons
🍢 Tsakitsaky isan-karazany

📅 Zoma 19 Desambra
⏰ Manomboka amin’ny 12 ora atoandro
📍 Ao amin’ny Gymnase Antaninarenina

👉 Tongava maro, miaraha-mifety, miara-mitsiky, ary miara-mankafy fotoana mahafinaritra miaraka amin’ny ASCAL 🎊💚

📞 Fanazavana fanampiny :
032 11 082 25 / 032 11 068 25

🎉 Natolotr’ireo atleta avy ao amin’ny Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ny zomà 05 Septambra 2025 teo anatre...
06/09/2025

🎉 Natolotr’ireo atleta avy ao amin’ny Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ny zomà 05 Septambra 2025 teo anatrehan-dRamatoa Minisitra ny amboara azony tamin’ny fifaninanana ASiEF 2025.
🥉 Na tamin’ny laharana faha-3 aza no nahazoan’izy ireo izany, dia naneho fankasitrahana manokana Ramatoa Minisitra noho ny herim-po sy finiavana naseho, izay niaro sy nanandratra ny voninahitry ny Minisitera.
💪 Mamporisika ireo mpiasa rehetra hanana fahazarana ara-panatanjahantena, satria araka ny teny fototra napetrak’i Ramatoa Minisitra: “Ao amin’ny vatana salama no misy saina matsilo.”




Address

Antaninarenina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASCAL MEF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share