03/02/2026
🌱🌳izay mamboly hazo, mampita aina🥀🌿🌳🌈💚
manasa am-pitiavana namako a🌱🥰
🌱 hisy ny fiara iombonana.
🌱 Manomana sakafo antoandro amin'ny sarany mirary ny namantsika any antoerana ( fa afaka mivatsy ihany koa ianao a!)
🌱aza hadinoina ny mitondra aro-orana.
Tongavasoa ary e💚🌿