28/03/2026
๐ซถ "Vehivavy hafakely" - Fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho anโny zonโny vehivay niarahana taminCommune Rurale Bemasoandro Atsimondrano sy ireo mpiaramiombonโantoka aminy.
โ
๏ธ Andry ijoroanโny Tokantrano sy firenena ny vehivavy ary mitana anjara toerana lehibe aminโny fampandrosoana sy ny famokarana. Hetsika maro no nentina nanohanana ny vehivavy teto aminโny Kaominina Bemasoandro Itaosy androany: fifampizarana mikasika ny fifehezana ny fihetsehampo, ny fifandraisana aminโny ankohonana, ny fanomezana lanja sy fikarakarana ny tena, fanabezana ara-bola....
โ
๏ธ Nitondra ny anjara birikiny taminโizany Ainga/Aides taminโny alalanโny fanaovana fitiliana VIH maimaim-poana, fanentanana taminโny alalanโny kilalao mikasika ny fahasalamana ara-pananahana, ny tsimokaretina VIH, ny zonโolombelona sy ny fandraisana zavamahadomelina... hanampiana azy ireo hahafantatra ny toe-pahasalamany, hiaro tena aminโny VIH ary indrindra hanamafy ny fanabeazana ara-pananahana ho anโny ankohonanโizy ireo.
๐Mankasitraka ny Benโny tanร n'ny mivady nikarakara ny hetsika sy ireo mponina eto aminโny Kaominina tonga marobe nanohana ny hetsika ary mirary soa ireo Vehivavy hafakely rehetra sy ny ankohonany ho salama lalandava ary ho lavitry ny VIH.