Association Porte Bonheur

Call Directions Contact the organization

Association Porte Bonheur L' Association Porte Bonheur est une Association de femmes, privée et à but non lucratif.

12/10/2026

Mitsinjo ny fahasalamany ny vehivavy eto amin’ny Commune Alasora 🫶 Milamina ny sainy miatrika ny ho avy.

OCTOBRE ROSE Association Porte Bonheur

𝐎𝐂𝐓𝐎𝐁𝐑𝐄 𝐑𝐎𝐒𝐄 𝐀𝐋𝐀𝐒𝐎𝐑𝐀Association Porte Bonheur Natao ho antsika vehivavy ity hetsika ity. Sarobidy ny fahasalamana, tonga...
08/10/2026

𝐎𝐂𝐓𝐎𝐁𝐑𝐄 𝐑𝐎𝐒𝐄 𝐀𝐋𝐀𝐒𝐎𝐑𝐀
Association Porte Bonheur

Natao ho antsika vehivavy ity hetsika ity.
Sarobidy ny fahasalamana, tongava manao fitiliana maimaimpona

𝐀𝐥𝐚𝐦𝐢𝐧𝐨 𝐧𝐲 𝐩𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞-𝐧𝐚𝐨: 𝟏𝟓 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟑𝟎/𝟏𝟎
𝐎𝐫𝐚 : 𝟗 𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟒 𝐨𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚.
𝐂𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐦𝐞𝐝𝐢𝐜𝐚𝐥 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐬𝐨𝐚 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐢𝐤𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚

💢 Milamina ny saiko raha salama tsara aho ☺️
💢 Hitako ny lalakombako raha sanatria misy ahiana ny fahasalamako 🫩

𝗜𝘇𝗮𝗵𝗼 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗳𝗶𝘁𝗶𝗹𝗶𝗮𝗻𝗮, 𝗮𝗿𝘆 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼?

Asa fa tsy kabary. Misaotra ONG Valoria
07/10/2026

Asa fa tsy kabary. Misaotra ONG Valoria

Hetsika CEG Alasora Association Porte Bonheur Mitaky toem-po sy toe-tsaina tia mizara sy be fitiavana ary feno fanetren-...
16/09/2026

Hetsika CEG Alasora Association Porte Bonheur

Mitaky toem-po sy toe-tsaina tia mizara sy be fitiavana ary feno fanetren-tena ny asa fanasoavana.

✅ Nisitraka fitaovam-pianarana avokoa ireo mpianatra miisa 1500 ;
✅ Notolorana Speaker ny CEG, ahafahan'ny mpampianatra manatanteraka ny taranja vaovao mikasika ny "Art"
✅ Nozaraina panier garni ireo mpampianatra ho fanohanana sy fankaherezana azy ireo amin'ny asa masina izay ataony.

✨ Ny fikambanana dia mirary soa ny mpianatra hahomby ary ny mpampianatra hahefa bé!

Masina ny asa fanabeazana!

Derrière chaque action de l'Association Porte Bonheur , il y a avant tout une belle amitié, portée par une même volonté ...
13/08/2026

Derrière chaque action de l'Association Porte Bonheur , il y a avant tout une belle amitié, portée par une même volonté 👉 l’amour du prochain, le partage, l’engagement et le désir de toujours donner le meilleur de nous-mêmes.

𝐀𝐮 𝐜œ𝐮𝐫 𝐝𝐞 𝐜𝐡𝐚𝐜𝐮𝐧𝐞 𝐝𝐞 𝐧𝐨𝐬 𝐚𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬, 𝐥’𝐡𝐮𝐦𝐚𝐢𝐧 𝐞𝐬𝐭 𝐚̀ 𝐥’𝐡𝐨𝐧𝐧𝐞𝐮𝐫 ❤️.

Association Porte Bonheur s’engage à soutenir et à accompagner les initiatives porteuses de sens, favorisant le développ...
13/08/2026

Association Porte Bonheur s’engage à soutenir et à accompagner les initiatives porteuses de sens, favorisant le développement local, la valorisation des communautés et le renforcement de leur résilience.

Un immense merci à l'ONG Valoria pour son engagement remarquable et la richesse de sa contribution. À travers sa noble mission, « Grandir et faire grandir », elle inspire et crée une véritable valeur au service des communautés.

Aza adino ny fotoanantsika amin'ny Alakamisy ho avy izao ao amin'ny KIANJA MAITSO ALASORA.👉🏾 Aoka isika tsy ho tia tena,...
11/08/2026

Aza adino ny fotoanantsika amin'ny Alakamisy ho avy izao ao amin'ny KIANJA MAITSO ALASORA.

👉🏾 Aoka isika tsy ho tia tena, tongava maro ary entano ihany koa ireo namana.

💯 Vonona hanampy antsika amin'ny fampiofanana, ny tan-tsoroka ary ny fampanana'asa ny ONG VALORIA.

✅ Tontosa anio ny lamina sy ny fizarana andraikitra niarahana tamin'ireo tompon-andraikitra isan-tsokajiny, ny Association Porte Bonheur ary ny Commune Rurale Alasora Ofisialy mba halavorary izany.

🇲🇬 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐋𝐀𝐒𝐎𝐑𝐀 ! 🇲🇬Eo ambany fiahian’ny Commune Rurale Alasora Ofisialy , miaraka amin’ny Asso...
03/08/2026

🇲🇬 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐋𝐀𝐒𝐎𝐑𝐀 ! 🇲🇬

Eo ambany fiahian’ny Commune Rurale Alasora Ofisialy , miaraka amin’ny Association Porte Bonheur sy ireo manam-pahefana ety an-toerana, ny 𝐎𝐍𝐆 𝐕𝐀𝐋𝐎𝐑𝐈𝐀 dia faly manasa antsika rehetra tsy ankanavaka ho avy hanatrika dinidinika mahasoa izay mikendry fampivoarana ny fampananan'asa ety ifotony.

🌱 𝐋𝐨𝐡𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 :
« 𝐇𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐡𝐢𝐯𝐨𝐚𝐭𝐫𝐚, 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐚𝐯𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 ! »

🗓 𝐃𝐚𝐭𝐲 : 𝐀𝐥𝐚𝐤𝐚𝐦𝐢𝐬𝐲 𝟏𝟑 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔
⏰ 𝐎𝐫𝐚 : 𝟏𝟎 𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚
📍 𝐓𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 : 𝐊𝐢𝐚𝐧𝐣𝐚 𝐌𝐚𝐢𝐧𝐭𝐬𝐨 𝐀𝐥𝐚𝐬𝐨𝐫𝐚

👥 𝐈𝐳𝐚 𝐧𝐨 𝐚𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚?
• 𝐕𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 : 𝟑𝟓–𝟒𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚
• 𝐓𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚 𝐥𝐚𝐡𝐲 𝐬𝐲 𝐯𝐚𝐯𝐲 : 𝟏𝟖–𝟑𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚

💡 Inona no hatao mandritra ny fihaonana?

✅ Hampahafantarana ny ONG VALORIA, ny asany ary ireo fanohanana azony atolotra.

✅ Hihaino ny asa, ny talenta, ny fahaiza-manao ary ny hetahetan’ny mponina, mba hahafantarana ny tena filàna eny ifotony.

✅ Hiara-mandinika ireo vahaolana sy teti-kasa afaka manampy ny olona hivoatra, hanana asa, hamorona fihariana ary hahaleo tena.

🤝 Tongava maro!
Infoline : 038 89 112 52

Vonona hatrany hifanasoa amin'ny mpiara-belona Fivoriana aram-potoana Association Porte Bonheur
23/07/2026

Vonona hatrany hifanasoa amin'ny mpiara-belona
Fivoriana aram-potoana Association Porte Bonheur

Dia ho tany sambatra, ilay Madagasikara anay ❤️
26/06/2026

Dia ho tany sambatra, ilay Madagasikara anay ❤️

Address

Antananarivo

Telephone

+261330677106

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Porte Bonheur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Porte Bonheur:

Shortcuts

Share