To S.S.

To S.S. To S.S. est l'abréviation de To Support and Share .

C'est une Association à but non lucratif ayant pour objectif d'améliorer le développement personnel et social et de promouvoir l'éducation citoyenne

Alefa 💪
13/06/2024

Alefa 💪

🎉Fetin'ny Reny🤰🤱🎉N'y fikambanana To S.S. dia faly miarahaba ny Reny rehetra amin'izay andronareo izao. Mirary soa hatran...
26/05/2024

🎉Fetin'ny Reny🤰🤱🎉

N'y fikambanana To S.S. dia faly miarahaba ny Reny rehetra amin'izay andronareo izao.
Mirary soa hatrany ny adidy amin'ny maha Reny🎂🥰🍾

L'association To Support and Share vous souhaite une joyeuse Pentecôte.Bien à vous 😇
20/05/2024

L'association To Support and Share vous souhaite une joyeuse Pentecôte.
Bien à vous 😇

👋🏻🦎Fantantrao ve fa ny 9May dia andro iraisam-pirenena hoan'ny tanalahy?🦎Isan'ny manana io biby io izay karazana tsy fah...
09/05/2024

👋🏻🦎Fantantrao ve fa ny 9May dia andro iraisam-pirenena hoan'ny tanalahy?🦎
Isan'ny manana io biby io izay karazana tsy fahita manerantany isika.
Manana andraikitra lehibe ny tsirairay, ny vondron'olona eny ifotony, ny fikambanana miankina na tsy miankina amin'ny fitaovana ny tontolo iainantsika, ka isan'izany ireny biby mampiavaka ny firenena ireny (espèces endémiques).



Ny fikambanana To S.S. dia manolotra ny arahaba araham-pirariantsoa ho antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024. ...
02/01/2024

Ny fikambanana To S.S. dia manolotra ny arahaba araham-pirariantsoa ho antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024.
Mirary antsika hahavita be izay hiantseharantsika tsirairay avy.

Ny association To S.S. dia mirary Noely sambatra feno fitahiana sy fahasoavana ho antsika rehetra.
25/12/2023

Ny association To S.S. dia mirary Noely sambatra feno fitahiana sy fahasoavana ho antsika rehetra.


Mirary noely feno fifaliana hoan'ny rehetra 🎄Mifalia ary aza hadino ny mizara 🤗
24/12/2023

Mirary noely feno fifaliana hoan'ny rehetra 🎄
Mifalia ary aza hadino ny mizara 🤗

📌21 decembre📌Mba Fantantsika ve fa androany dia andro manerantany hoan'ny   .Mety hisy ho gaga na sorena hoe izany ve di...
21/12/2023

📌21 decembre📌

Mba Fantantsika ve fa androany dia andro manerantany hoan'ny .
Mety hisy ho gaga na sorena hoe izany ve dia alefa eto . Tsarovy anefa fa ny fisian'ny orgasme na ilay fahafinaretana iny Dia zava-dehibe misoroka ny herisetra, izay hiadiantsika fatratra.



 👋Ny zon'olombelona dia zo fototra hiarovana ny hasin'ny maha olona. 🏅Misy andininy 30 ny fanambarana manerantany momba ...
10/12/2023



👋Ny zon'olombelona dia zo fototra hiarovana ny hasin'ny maha olona.
🏅Misy andininy 30 ny fanambarana manerantany momba ny zon'olombelona, ka isan'izany ity andininy faha 26 fanehoana ity.

'Ndao hiara-hiady ho fiarovana ny zon'olombelona.💪👊

📌 Volunteer's day 👊🏻📌Arahabaina isika mpirotsaka an-tsitrapo fa nahatratra ny fankalazana ny andro iraisampirenena ho an...
05/12/2023

📌 Volunteer's day 👊🏻📌

Arahabaina isika mpirotsaka an-tsitrapo fa nahatratra ny fankalazana ny andro iraisampirenena ho an'ny firotsahana an-tsitrapo 💪
Mirary antsika hahavita be firotsahana.



👋🏻

📌STOP VIH/SIDA📌Fantantsika ve fa ireto faritra voatanisa etsy  Etsy dia zone rouge 'aretina VIH.👉Araky ny tatitry ny ONU...
04/12/2023

📌STOP VIH/SIDA📌
Fantantsika ve fa ireto faritra voatanisa etsy Etsy dia zone rouge 'aretina VIH.
👉Araky ny tatitry ny ONUSIDA dia ireto tanàna ireto no nahitàna olona voatily fa mitondra ny otrikaretina VIH betsaka indrindra teto Madagasikara t@ 2022 :

❌ AMBANJA
❌ BEALANANA
❌ ANDAPA
❌ AMBILOBE
❌ SAMBAVA
❌ ANTALAHA
❌ MANDRITSARA

❌ MAROVOAY
❌ MAINTIRANO

❌ ANKAZOBE
❌ AMBOHIDRATRIMO
❌ MIARINARIVO
❌ AMBATOLAMPY
❌ MANJAKANDRIANA

❌ MORAMANGA
❌ AMBATONDRAZAKA
❌ FENERIVE-EST

❌ IFANADIANA
❌ FARAFANGANA
❌ VONDROZO
❌ IVOHIBE
❌ IHOSY
❌ BETROKA
❌ BEROROHA

❌ MORONDAVA
❌ MOROMBE
❌ TAOLAGNARO

Pour ceux qui veulent obtenir le Diplôme DELF DALF.
04/07/2023

Pour ceux qui veulent obtenir le Diplôme DELF DALF.

[DELF DALF SEPTEMBRE]

Tu te questionnes sur ton avenir? 🤔
On a des tips pour toi 😉

Les diplômes du DELF et du DALF te permettront :
👉 d'obtenir une bonification (pour les fonctionnaires)
👉 d'accéder aux meilleures universités francophone
👉 de valoriser ton CV, fini les "français lu, parlé et écrit", le diplôme suffira
👉 de faciliter ton accès professionnel

Alors, n'hésite pas à t'inscrire à la session de septembre.

Tu as jusqu'au 12 août pour t'inscrire.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when To S.S. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share