22/10/2026
Summer School de Hello, world 261 avec Valentin Mathieu
Du 12 au 16 octobre, ONY a eu le plaisir d’accueillir Valentin Mathieu de Rubika Valenciennes pour une Summer School consacrée au game design et au level design ! ✨
Les élèves de la formation Hello, world 261 ont décortiqué deux jeux pour comprendre comment chaque niveau et chaque choix de design sont pensés. En plus des cours, chacun a mené ses propres exercices personnels, en imaginant lui-même son niveau. Une belle occasion de développer leur créativité et leur regard de concepteur, en passant de joueur à créateur.
Merci à Valentin Mathieu pour ces moments enrichissants et bravo à toute la promotion pour son investissement ! ⭐
LevelDesign JeuxVidéo Rubika
—
Summer School an’ny Hello, world 261 niarahana tamin’i Valentin Mathieu 🎮
Ny 12 ka hatramin’ny 16 Oktobra dia faly ny ONY nandray an’i Valentin Mathieu avy ao amin’ny Rubika, nandritra ny Summer School natokana ho an’ny Game Design sy Level Design! ✨
Nandritra izany, nandinika sy namakafaka lalao an-tsolosaina ireo mpianatra, mba hahatakarana ny fomba famolavolana ny ambaratonga tsirairay sy ny safidy rehetra atao amin’ny famoronana lalao an-tsolosaina.
Samy nanatanteraka fanazaran-tena manokana ihany koa ny tsirairay, ka namorona ny lalao kelin’ny manokana. Fotoana iray nahafahan’izy ireo nampivelatra ny fahaiza-mamorona sy ny fomba fijeriny amin’ny maha-mpamokatra lalao an-tsolosaina azy ! ✨
Misaotra an’i Valentin Mathieu tamin’izay herinandro Izay, nahazoana fahalalana sy traikefa sarobidy, ary arahabaina ihany koa ny mpianatra rehetra tamin’ny fahazotoana sy ny fandraisana anjara mavitrika! ⭐