Bonne Volonte Mondiale - Madagascar

Bonne Volonte Mondiale - Madagascar Favoriser le reforcement de l unite de la race humaine

29/01/2026

FITANTANAM-PIRENENA MENDRIKA sy MAHOMBY : LAVITRA NY KOLIKOLY SY NY KITRANOANTRANO ARY NY GABORARAKA.

Inona no antony nahafaty ny ORINASAM-PANJAKANA rehetra teto hatramin' izay hoy IANAO ?
Niasa teo ny Tavaux Public sy ny Génie Militaire ary ny SOLIMA sy ny sisa ...

Ny ASA FAMPANDROSOANA MILA MPAMATSY VOLA IRAISAM-PIRENENA ary NANEREN' NY FMI ny FANJAKANA hiditra amin' ny FANDRAHARAHAN' OLON TSOTRA (PRIVATISATION ?).

FANDANIAM BOLA TSY HITA VELIVELY NY FAMIN-DRAM-PITANTANANA HO AN' NY FIRENENA, na ho ela na ho haingana any aorina, ka mila fandinihana lalina.

FIRENENA IARAHA-MANANA IO KA TSY IZAY TIANAREO ATAO no ATAO eto, FA MILA MIRESAKA AZAFADY ...

Ho an' ny Taranaka Malagasy.

31/01/2025

MITADY RA MANDRIAKA NY FATRITRAM BAZAHA ...

- Nodakan' ny fatritram bazaha daholo ireo Olom boafidin' ny Vahoaka Malagasy eran' ny kaominina.

- TSY AN-KIJANONA INTSONY NY ADY AMIN' NY KOLIKOLY izay hita MIARAKA AMIN' I JIOLAHY POLITIKA...
- Voafefy sy voahodidina ka rakotra, Voagadran' ny HERIN' NY MAIZINA ny Firenena.

Ny karana sy ny fatritrany (?) anie tsy isan' olona ao @ Fkt e, tsy isam pokonolona... sa olon' olom-poana?

'' Ny TAMPOKA TSY MAHA-LEHILAHY '' : na hoviana na hoviana ary na taiza na taiza : samia mivonona amin' izany isika rehetra.

Fantaro tsara aiza no maharary azy eo amin' ny fiarahamonina ... Dia izay rehetra manan karena tsy hita fototra ?

Aza manao fitan-tsy vinitra, fa tonga dia kapohy mafy amin' ny maharary azy ho torana eo ... Ady fiady io ...
Raha voakitika ny aty, maharary ny afero...

Tsy hanaiky hidororororo
Ny ANJERIMANONTOLO ... : mbola antenaina ...
Ny eny Ambohitsaina ?

MIADY AMIN' NY MAIZINA
(Franc-maçon, Rose+ ...)

'' Ho an' ny Taranaka Malagasy ''

25/01/2025
24/10/2024

" LO SY POTIKA NY MPINO "
- Mahagaga sy mahavariana ny fihetsiky ny ''Fivondronam ben' ny Eveka eto Madagasikara'' : TSY HANDRENESAM PEO NA DIA INDRAINIM BAVA ARY MILAZA NY TSY ''MENDRIKA'' MISEO ETO ANIVON' NY Nosy nandritran' ny 15 taona!
''Fraternité Maçonnique'' ve izany (?) : ''TANY FAHADIMY MAHANTRA INDRINDRA ERA-TANY I Madagasikara.''
- Ny fitapitaka sy halatra ary ny kolikoly faobe no mandentika sy mandrendrika ny Vahoaka ao anaty fahantrana mangitsokitsoka io.

''Ho an' ny Taranaka Malagasy''

26/06/2024

Nouvelle Calédonie

Ny frantsay mihevitra fa azy ny Tany sy Fanjakana any N Calédonie, ny Tompon tany miteny hoe : oust, dehors les vozongo ...
Aiza ve Rangahy ity, dia atao sesintany lavitra any (frantsa) ny Mpitarika tolona Caledoniana? Loza ...
Aparitao ny sary mampiseho ny zava-misy any ...

Ho an' ny tany voazanaka

Address

Antananarivo

Telephone

+261340338952

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bonne Volonte Mondiale - Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Bonne Volonte Mondiale - Madagascar:

Share