NY ANTSA Ministry

NY ANTSA Ministry HITORY NY FAHATSARAN'I KRISTY
(Ny Antsa Mass Choir ; Ny Antsa Youth Team; Ny Antsa Label; Ny Antsa Kids)

09/06/2026
Youth Team....
08/06/2026

Youth Team....

07/06/2026

Vokatra vaovao NMC
Tsara ny Tompo e

06/06/2026

Christian K et NY ANTSA KIDS

Hidera Azy...misaotra ny Gazetiko
04/06/2026

Hidera Azy...

misaotra ny Gazetiko

02/06/2026

Hafatra Kely Avy amin'ny NMC

02/06/2026

🎶 ARAHO NY PEJY FA... 🎶

Misy hira fiderana mamy kely sy feno fitahiana hatolotray ho anareo eto amin'ny pejy. 🙌✨

👉 Araho hatrany ny pejy mba tsy ho diso anjara amin'ireo fifampaherezana Zaraina an.

"Aoka ny zavatra rehetra manana aina samy hidera an'i Jehovah!" — Salamo 150:6

MISY HERY ANATY FIDERANA! 🙌🎶Rehefa midera an’Andriamanitra ianao dia miova ny toe-po, mihamatanjaka ny finoana, ary mahi...
01/06/2026

MISY HERY ANATY FIDERANA! 🙌🎶

Rehefa midera an’Andriamanitra ianao dia miova ny toe-po, mihamatanjaka ny finoana, ary mahita fanantenana vaovao ny fo. Na eo aza ny ady sy ny sedra, ny fiderana dia manokatra lalana ho an’ny fahasoavan’Andriamanitra hiasa eo amin’ny fiainantsika ny Fiderana.

📖 "Isaory mandrakariva ny Tompo; ho eo am-bavako lalandava ny fiderana Azy." — Salamo 34:1

PS: Alahady 14 JONA HAVORIA ANOSY🎵✨
NY ANTSA MASS CHOIR
TIMOTHY MINISTRY
ANTSA KIDS
CLUB CCHA
CHRISTIAN K

🕊️🔥Ny Antsa Ministry dia mirary Pentekosta feno fahasoavana sy fiadanana ho antsika rehetra. 🤍Enga anie ny 🔥Fanahy Masin...
24/05/2026

🕊️🔥
Ny Antsa Ministry dia mirary Pentekosta feno fahasoavana sy fiadanana ho antsika rehetra. 🤍

Enga anie ny 🔥Fanahy Masina🕊️
hampahery, hitarika ary hanazava mandrakariva ny lalantsika isan’andro. ✨

📖 “Fa hahazo hery ianareo amin’ny hilatsahan’ny Fanahy Masina aminareo…”
— Asan'ny Apostoly 1:8

Mirary soa antsika rehetra 🙏🤍

✨❤️ MINOA AHY ❤️✨“Minoa AhyIanao zanakoFa ny Fitiavako anaoDia mandrakizay…” 🙌🥹🎶 Mandrakizay e eTsy foiko izany Ianao 💖T...
19/05/2026

✨❤️ MINOA AHY ❤️✨

“Minoa Ahy
Ianao zanako
Fa ny Fitiavako anao
Dia mandrakizay…” 🙌🥹

🎶 Mandrakizay e e
Tsy foiko izany Ianao 💖
Tsarovy lalandava ✨
Ataovy am-po 🤍
Tsy hiala Aminao Aho 🙏

📖 “Fa Izaho tsy handao anao na hahafoy anao.”
💌

➡️ Zarao ho fitahiana ho an’ny hafa 💫
🎤 Ny Antsa Mass Choir

Address

Antananarivo

Telephone

+261343172556

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NY ANTSA Ministry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to NY ANTSA Ministry:

Share