Mpampianatra Mpanabe ho an'ny Fanovana

Mpampianatra Mpanabe ho an'ny Fanovana Pejy natokana hiseraserana sy hifampizarana vaovao ary hanohanana ny fanovana izay nokatsahintsika mpanabe.

05/11/2025
Ambohim-pihaonana n'y mpanabe
14/08/2025

Ambohim-pihaonana n'y mpanabe

Ho  fanokafana ny fankalazàna ny faha_5taona ny MMF,ny Birao sy ny komity Faha 5 taona dia manasa ny mpikambana rehetra ...
11/05/2023

Ho fanokafana ny fankalazàna ny faha_5taona ny MMF,ny Birao sy ny komity Faha 5 taona dia manasa ny mpikambana rehetra sy ireo izay nandalo tao amin'ny MMF hanatrika Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ao @ chapelle militaire Betongolo_Antananarivo ny zoma 12 Mai ho avy izao manomboka @ 9ora maraina.

Tamin'ny fitokanana sekoly anio teny atsahadinta no nilazan'dramatoa Ministre fa hozaraina manomboka ny faran'ny volana ...
25/03/2023

Tamin'ny fitokanana sekoly anio teny atsahadinta no nilazan'dramatoa Ministre fa hozaraina manomboka ny faran'ny volana Martsa izao ny contrat 9eme vague 🌊.

Address

Antananarivo

Telephone

+261349535445

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpampianatra Mpanabe ho an'ny Fanovana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share