Fokonolona Ralisoa Soavimasoandro

Fokonolona Ralisoa Soavimasoandro Sampana Mena na Afo mikambana ao anatin'ny vondrona Mpanazava eto Madagasikara

❤️❤️
14/06/2026

❤️❤️

Fa maninona aty hoy ao iseee ? Anao mpanazava eh!!!Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany , notanterahana ny faran...
08/06/2026

Fa maninona aty hoy ao iseee ? Anao mpanazava eh!!!

Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany , notanterahana ny farany herinadro lasa teo ny lasy MARiNA izay notanterahin' ny fokonolona RALISOA❤️ soavimasoandro, isaorana ihany koa ny komitim- pivondronana , ny Ray aman- dreny nanaiky ny aminy nahatotosan' izao lasy izao 🙏🏿

Dia ho marina aminy Finoana, fitondrantena ,ary fitiavana tokoa anie ❤️💙

Fitina an - tsary Rodorodo Mirenty ☺️
02/04/2026

Fitina an - tsary Rodorodo Mirenty ☺️

Andeha indray ary hilalao 😊❤️💙
24/03/2026

Andeha indray ary hilalao 😊❤️💙

🔊Rodorodo Sampana Mena, aoka hiredareda ny afon'ise.💯

🔋🟥Omano ny vatana, saina, fo amam-panahy ry afo fa hanatanteraka "𝑹𝒐𝒅𝒐𝒓𝒐𝒅𝒐 𝑴𝒊𝒓𝒆𝒏𝒕𝒚" isika eto amin'ny Mpanazava Analamanga Avaratra.
Toy izao ny andininy mahakasika izany.

📌Toerana fiaingana : IMATEP Ivandry 📆 27 Martsa 2026🕟 6 ora hariva

📌Toerana fahatongavana : LCO Namehana 📆 29 Martsa 2026
🕟 6 ora maraina.

✅🩺❗ Aza adinoina ny mitondra ny fanamarinana fahasalama avy amin'ny Mpitsabo (Visite médicale venant du Médecin).

📞Fanazavana Fanampiny : KOARTSA Miatrana Razafindramaro Adelyine Julie 034 28 699 45.

"𝑺𝒂𝒕𝒓𝒊𝒂 𝒗𝒆𝒍𝒐𝒏𝒂 𝑨𝒉𝒐, 𝒅𝒊𝒂 𝒉𝒐 𝒗𝒆𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒌𝒐𝒂 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐." 𝑱𝒂𝒐𝒏𝒂 14:19𝒃

Address

Soavimasoandro
Antananarivo
101

Telephone

+261342540930

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fokonolona Ralisoa Soavimasoandro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share