Akany fikarakarana zokiolona

Akany fikarakarana zokiolona Volamena ny zokiolona😊😊

16/08/2026

Mety maro isika misedra olana amin'izao fa zao, aza atao mahakivy izany fa matoa ny olana dia misy vahaolana

16/08/2026

Afaka manampy anao izahay amin'ny fikarakarana zokiolona any an-tokantrano. Aza misalasala miantso na miditra mp

🇲🇬Eto isika dia hiresaka kely mahakasika ny service au pair  any Allemagne* Alefanay aminao maimaimpoana, par MP ireo to...
16/08/2026

🇲🇬Eto isika dia hiresaka kely mahakasika ny service au pair any Allemagne
* Alefanay aminao maimaimpoana, par MP ireo tokony ho fantatra raha ilainao
👉Soraty hoe "Service au pair any Allemagne"

🇲🇬LETTRE DE RECOMMANDATION.👉Misy recruteurs any AN-DAFY mitaky io taratasy io👉Soraty hoe : "LETTRE DE RECOMMANDATION"  r...
16/08/2026

🇲🇬LETTRE DE RECOMMANDATION.
👉Misy recruteurs any AN-DAFY mitaky io taratasy io

👉Soraty hoe : "LETTRE DE RECOMMANDATION" raha ilainao

🇲🇬Raha hianatra na hiasa any AN-DAFY dia tsara kosa manana connaissance de base, mahakasika ny FSJ, BFD, AUSBI, AU PAIR*...
16/08/2026

🇲🇬Raha hianatra na hiasa any AN-DAFY dia tsara kosa manana connaissance de base, mahakasika ny FSJ, BFD, AUSBI, AU PAIR
* Omeko anao maimaimpoana anaty MP raha ilainao !
🇲🇬 Sorato hoe : FSJ, BFD, AUSBI...

🇲🇬MILA OLONA HANAMPY NY TOKAN-TRANONAO ?   ?👉Hikarakara zaza, na marary na Zokiolona azo antoka any an-tokantranonao 👉 N...
24/07/2026

🇲🇬MILA OLONA HANAMPY NY TOKAN-TRANONAO ? ?
👉Hikarakara zaza, na marary na Zokiolona azo antoka any an-tokantranonao
👉 Ny Association AMIS DE MADAGASCAR dia manolotra ekipa vita fiofanana, madio, mihaja ary manana traikefa, afaka manao garde malade sy aide à domicile araka izay ilainao.
👉 Na andro na alina, azo atao fixe...
👉 Ny Association no manao Contrat aminao
👉 Faritra maro eto Madagasikara
👉 Raha ilainao, sorato hoe :

Mila olona hanao Service à domicile

Groupe social - Hospice de Madagascar

🇲🇬Ho anao izay mikasa hiasa any AN-DAFY 👉 Ity ny Centre VAOVAO (Annexe), ety AVARABOHITRA ITAOSY 👉 Mila Guide sy orienta...
24/07/2026

🇲🇬Ho anao izay mikasa hiasa any AN-DAFY
👉 Ity ny Centre VAOVAO (Annexe), ety AVARABOHITRA ITAOSY
👉 Mila Guide sy orientations ianao, ary Stage PRATIQUE

🇲🇬Ilainao ny FORMATIONS satria miantoka ny rahampitsonao any anaty asa. 👉Raha hanapa-kevitra ihany, dia ANIO no tsara no...
24/07/2026

🇲🇬Ilainao ny FORMATIONS satria miantoka ny rahampitsonao any anaty asa.
👉Raha hanapa-kevitra ihany, dia ANIO no tsara nohon'ny rahampitso !
👉 Mila fanampim-panazavana ve ianao?
Soraty hoe : FORMATION AVS

🇲🇬Hifanome tànana isika, dia mahatratra tanjona tsara kokoa 👉 TIAKO RAHA NAMAKO IANAO !
24/07/2026

🇲🇬Hifanome tànana isika, dia mahatratra tanjona tsara kokoa
👉 TIAKO RAHA NAMAKO IANAO !

🇲🇬Hafa mihitsy ny aide soignante PAB spécial ZOKIOLONA, fa tsy mitovy ireo natao tany amin'ny Paramed... 👉 Raha te hiofa...
24/07/2026

🇲🇬Hafa mihitsy ny aide soignante PAB spécial ZOKIOLONA, fa tsy mitovy ireo natao tany amin'ny Paramed...
👉 Raha te hiofana mahakasika azy io ianao dia Sorato hoe :

👉 Formation aide soignante PAB

Address

Andohatanjona Itaosy
Antananarivo

Telephone

+261389261623

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akany fikarakarana zokiolona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Akany fikarakarana zokiolona:

Shortcuts

Share