01/01/2026
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2026🎊💥
Mirary SOA sy fanambinana, mirary fahasalama sy fitahina🙏
Hoavy tsy ho ela ny
Programme ho fifampiarahabana ny taoana vaovao👌
Toy ny mahazatra dia hisy :
👉 Ny AG sy Elections izay ho Président sy ny membres de bureau hitantana ny association Bim's zai
👉Reboisement
👉Fiarahana mifety sy mifaly
"Afaka miomana sy Mandefa ny Fahavononana Hitantana izany izay rehetra manam paniriana te Hitantana!
fifidianana hatrany no andanitsika ireo izay vonono"
Apetrao izay fanontaniana manitikitika anareo eo ampiandrasana ny fandaminanana rehetra
afaka Mandefa fisoratanana anarana ihany koa izay voninona ao amin'ny hafatra miafina Bim's zai sy Bim's zai serasera
mirary SOA ho antsika
Passion, entraide, famille
'szai