Tangaina Akany Fialofana - Orphelinat FJKM

Call Directions Contact the organization

Tangaina Akany Fialofana - Orphelinat FJKM Ny Akany Fialofana Tangaina (AKA.FI.TA) dia Orphelinat FJKM ety Antsimombohitra Ampitatafika.

Tolotr’asa AKAFITA
30/09/2026

Tolotr’asa AKAFITA

Loading....%
05/09/2026

Loading....%

🚨 DERNIÈRE LIGNE DROITE 🚨⏳ J-4 RENTRÉE SCOLAIRE 2026-2027 📚🎒Ireto sisa no tsy milamina!!!!! 😅🙌 Misaotra ny Tompo! ✨🙏 Man...
03/09/2026

🚨 DERNIÈRE LIGNE DROITE 🚨

⏳ J-4 RENTRÉE SCOLAIRE 2026-2027 📚🎒

Ireto sisa no tsy milamina!!!!! 😅
🙌 Misaotra ny Tompo! ✨

🙏 Mankasitraka antsika efa nanohana ny Tangaina Tangaina Akany Fialofana hatreto! 💖
💫 Izy Tompo hamaly fitia! ✨

📞 Antsoy ny TALE Beby Hasina Rasoarivelo na @ 034 99 060 02 (WhatsApp) 📱💬

🌿✨ TONTOLO ANDRO AKA.FI.TA ✨🌿📸 Andao isika hiverina hiaina an-tsary indray ireo fotoana mahafinaritra niarahantsika tami...
03/09/2026

🌿✨ TONTOLO ANDRO AKA.FI.TA ✨🌿

📸 Andao isika hiverina hiaina an-tsary indray ireo fotoana mahafinaritra niarahantsika tamin’ny Alahady teo. 🥰❤️

Feno hafaliana, fiombonana ary fahatsiarovana mamy… 💫

🎓 Aza adinoina fa mbola afaka manohana hatrany isika amin’ny fanampiana amin’ny fidiran’ny Mpianatra. 🙏❤️
Ny fanohanantsika tsirairay dia misy lanjany lehibe! 🤝✨

Miaraka amin’ireto sary mahafinaritra be nalain’i Tokimilafatra Fanasina Idealy Rasolonjatovo ireto. 📸🌟

💛 Misaotra antsika rehetra tamin’ny fiarahana sy ny fanohanana!

Vokatra be ny anana n Tangaina Akany Fialofana 100% BIO rahateo
01/09/2026

Vokatra be ny anana n Tangaina Akany Fialofana
100% BIO rahateo

30/08/2026
💙✨ ALAHADIN’ NY AKA.FI.TA ✨💙🏠 Tangaina Akany Fialofana  🏠🙏 ANIO MANERANA NY SAHAN’NY FJKM ! 💙🤍📻🎙️ Ianareo ve nihaino ila...
30/08/2026

💙✨ ALAHADIN’ NY AKA.FI.TA ✨💙
🏠 Tangaina Akany Fialofana 🏠
🙏 ANIO MANERANA NY SAHAN’NY FJKM ! 💙🤍

📻🎙️ Ianareo ve nihaino ilay Dinika Fampandrosoana tamin’ny Radio Fahazavana io maraina io? ☺️😁

💭✨ Inona ny hafatra voarainareo tamin’ilay dinika?
Inona no tena hafatra nampitain’i Talé ka nanaitra na nampieritreritra anareo? 🤔💙

👇😊 Zarao eto amin’ny commentaire ny hevitrareo !

.FI.TA 💙🤍

💙 TONTOLO ANDRO AKA.FI.TA. 💙📖🙏 Ho fiombonantsika, dia hisy ny Fanompoampivavahana izay ho ampita mivantana amin'ny fahit...
29/08/2026

💙 TONTOLO ANDRO AKA.FI.TA. 💙

📖🙏 Ho fiombonantsika, dia hisy ny Fanompoampivavahana izay ho ampita mivantana amin'ny fahitalavitra sy ny onjam-peo 📺📻 rahampitso Alahady 30 Aogositra 2026 🗓️✨

📺 Viva TV — 🕢 07:30
📺📻 MBS, Radio Fahazavana, TVF — 🕘 09:00
📺 Kolo TV — 🕤 09:20
📺 Ma-TV — 🕙 10:00

🤝💙 Andao hiombona amin'ny alalan'ny Fiderana, Fivavahana ary ny Tenin'Andriamanitra! 🙏✨

📖 « Ary ny zanany hahazo fialofana. »
Ohabolana 14 : 26

💙 MAHATOKY AMIN'NY ASANY NY MPINO 🙏✨

💙📖🙏

Notre fête préférée arrive à grand pas 🎄😍Dia Misy tonga mamangy matetika koa izahay fa Misaotra anareo 🥰 US English Mada...
09/12/2025

Notre fête préférée arrive à grand pas 🎄😍
Dia Misy tonga mamangy matetika koa izahay fa Misaotra anareo 🥰

US English Madagascar Anosizato 🙏

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00
Sunday 12:00 - 19:00

Telephone

+261349906002

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tangaina Akany Fialofana - Orphelinat FJKM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tangaina Akany Fialofana - Orphelinat FJKM:

Shortcuts

Share