24/07/2026
ANDRO FISAONAM-PIRENENA
Amin'izao Andro Fisaonam-pirenena izao, ny MITABE dia maneho ny fiaraha-miory lalina amin'ireo fianakaviana rehetra namoy havana sy amin'ny vahoaka Malagasy iray manontolo.
Aoka izao fotoana izao hanamafy ny firaisankina, ny fifankatiavana ary ny fifanohanana, satria amin'ny firaisankina no ahafahantsika miatrika ny fahoriana sy manorina hoavy tsaratsara kokoa.
Mandria am-piadanana ireo nodimandry. Fankaherezana sy hery ho an'ireo rehetra mbola mitondra ny alahelo.
MITABE
Mampandroso ny fiarahamonina, ny toekarena, ny tontolo iainana ary ny fanabeazana.