22/06/2026
Salama ve isika mpanaraka ny pejy oh? 😍
😎 Miainga any indray ny andiany faha-8 amin'ny 8️⃣FNE 88️⃣
Ianao ve efa nanatrika ireo andiany teo aloha?❓
💎 Izy ireny no tanteraka dia ny fikarakaran'ny
🛫 Miomàna ary fa efa mandroso ny fikarakara ny andiany manaraka izay hatao amin'ny volana novambra izao e 🚀
📣📣📣 Miantso antsika mpikambana ary, hanamafy ny vondrona mpikarakara ny FNE 8.
👉 Hianatra hikarakara hetsika isika
👉 Hanampy ireo traikefa ananana
👉 Hanokatra varavarana ahafahana miserasera
Mahaliana antsika ve izany? 😉
Fanampim-panazavana:
☎️ +261345821822 na +261345761307
🔴 Madagascar Entreprises Développement, le partenaire des entrepreneurs Malagasy 🔴