05/06/2026
๐๐ญ๐จ๐ต๐จ๐บ๐จ๐ต๐จ ๐
Fifaliana lehibe ho an'ny Pastora sy ny Komitim-pivondronana ao amin'ny ๐ญ๐ณ๐ด ๐จ๐ด๐ฉ๐จ๐ฝ๐จ๐ฏ๐จ๐ซ๐ฐ๐ป๐ถ๐ฒ๐จ๐ต๐จ ny manasa antsika rehetra hiombom-bavaka sy hifanotrona amin'izy ireo amin'ny fotoana manetriketrika hanatanterahana ny:
โจ ๐ญ๐จ๐ต๐ถ๐ฒ๐จ๐ต๐จ๐ต๐จ ๐ญ๐ฐ๐ฝ๐ถ๐ต๐ซ๐น๐ถ๐ต๐จ๐ต๐จ, ๐บ๐จ๐ด๐ท๐จ๐ต๐จ ๐ด๐จ๐ฝ๐ถ ๐๐๐ ๐บ๐จ๐ด๐ท๐จ๐ต๐จ ๐ด๐จ๐ฐ๐ป๐บ๐ถ
๐
๐จ๐๐๐๐๐
๐ ๐๐ ๐ฑ๐๐๐ ๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
๐ ๐ญ๐ณ๐ด ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐
Fotoana iray hanehoantsika ny firaisam-po sy ny firaisam-pinoana izany, ka hiarahantsika manolotra am-bavaka ireo izay handray andraikitra sy hiroso amin'ny asa fanompoana nankinin'ny Tompo taminy.
Tsy ho adinointsika ny mitondra am-bavaka azy ireo mba hahatontosa soa ny fotoana. Tena hery lehibe ho azy ireo ny fanotronantsika koa alamino dieny izao ny fotoan'ise
๐๏ธ Enga anie ny Fanahy Masina hitarika sy hanamafy azy ireo, aminโny asa fanompona hirosoany, ho voninahitrโAndriamanitra
"๐จ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐น๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฐ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐-๐
๐๐๐๐๐๐." (๐ด๐๐๐๐ ๐:๐๐) โจ๐๏ธ
๐ "Atolory ho an'ny Tompo ny tenanareo sy ny fanompoanareo." ๐