Young'Sport

Young'Sport Pour développer et renforcer les talents des jeunes sportifs.

HIAKATRA KIANJA ANIO NY BAREA VEHIVAVY IZAY HIFANDONA @ NAMIBIE
23/02/2026

HIAKATRA KIANJA ANIO NY BAREA VEHIVAVY
IZAY HIFANDONA @ NAMIBIE

Miarahaba ny Mpitia baolona kitra rehetra ⚽⚽📢📢📢Nandeha be ny feo anio ny hoe "Hamerenana indray ny anarana ho Kianjan'ny...
18/02/2026

Miarahaba ny Mpitia baolona kitra rehetra ⚽⚽
📢📢📢Nandeha be ny feo anio ny hoe "Hamerenana indray ny anarana ho Kianjan'ny Mahamasina ny Kianjan'ny Barea"🐂🐃

🙏🙏Ny toe-tsaina aloha no Mila hovaina voalohany Raha Mbola idirana Politika
💵💴 Ny anarana mety manova zavatra fa n'y vola manova olona🤷
🧐🧐Raha te hahita fondrosoana sy firaisankina dia trandraho ny lentan'ny kitra malagasy,fa io no mampiray hina antsika rehetra
Tsy hoe rehefa Bolida na Rainilekely no anaranao dia mamono baolina bé ianao fa rehefa lay anaranao dia tsia
🙍🙆Moa hampaniry tsara bozaka vé sa hampahazo fankatoavana lay fanovana na famerenana lay anarana ?

Hita tany ho any,misy manofy mamy beinona moa tokony tsy havitantsika an'izao nefa io mampiray FO ny MALAGASY rehetra
03/02/2026

Hita tany ho any,
misy manofy mamy be
inona moa tokony tsy havitantsika an'izao nefa io mampiray FO ny MALAGASY rehetra

07/12/2025

Ankasitrahana Feno ny Ankoay lehilahy & vehivavy Tonga Amin'ny laharana voalohany aty Afrika. Tanjon'ny Baolona kitra MALAGASY koa no toy izany, Mila ezaka anaefa izany.
miarahaba anareo Ankoay 3x3 Basketball 🏀🏀🏀

Ry Mpitia Kitra🐃🐂Madagascar vs Tchad (3pts +13=16pts)⚽⚽Comores vs Centrafrique (1pt) lasa 13 Comores na mandresy Centraf...
05/09/2025

Ry Mpitia Kitra
🐃🐂Madagascar vs Tchad (3pts +13=16pts)
⚽⚽Comores vs Centrafrique (1pt) lasa 13 Comores na mandresy Centrafrique,Mety amtsika
⚽⚽ Ghana sy Mali tokony mandresy Mali dia mijanona 16pts Ghana,
==> Samy 16pts sika @ Zay

11/05/2025

CE N'EST PAS LA FIN DU MONDE !
CASA BLANCA

Address

Rabearison
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Young'Sport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share