22/03/2025
Ao anaty tetikasa '' Mahasaky Women & Youth '' dia nanantateraka fampitana fampiofanana tamireo mpikambana tao aminy ireo Leader Communautaire izay miara miasa akaiky NY amin'ny ONG TAHEZA.
Izay nahitana fikambanana anankitelo tao. Amin'ny ARRONDISSEMENT 2. Association VANONA, Association mpanasalamba Ary n'y Association RF2 .
Izao tetikasa izao tohanin'ny pour la Consolidation de la Paix arambola sy - PNUD Madagascar UNFP- Institut Electoral pour une Démocratie Durable en Afrique - EISA Madagascar- Ministère de la Jeunesse et des Sports - UN Peacebuilding Fund Madagascar