ONG Tanora Mahay Mifaly Mandresy

ONG Tanora Mahay Mifaly Mandresy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ONG Tanora Mahay Mifaly Mandresy, Non-Governmental Organization (NGO), Anjozorobe.

ONG TMMM a pour but de développer et améliorer la qualité d'éducation en milieu rural afin d'offrir aux jeunes ruraux, aussi bien garçons que filles, les mêmes chances de réussite que les jeunes urbains dans tous les domaines.

Faly manoratra amintsika indray izahay.Ela ela izay tsy nifampiseraserana izay.Finaritra izahay Miarahaba antsika nahatr...
21/03/2025

Faly manoratra amintsika indray izahay.

Ela ela izay tsy nifampiseraserana izay.

Finaritra izahay Miarahaba antsika nahatratra ity taona vaovao 2025 ity
Hitondra izay rehetra irinao anie ity taona vaovao ity, hahatratra ny nofinofinao, hahita fifaliana isan'andro sy fahombiazana.

Maneho fankasitrahana amin-kitsim-po izahay tamin’ny fandraisana anay nandritra ny fanoloranay ny fanomezana ho an'ny sekoly tamin’ny faraparan’ny taona iny. Hisy fiantraikany lehibe amin’ny fanabeazana ny ankizy eto amin’ny faritra misy antsika anie ireo.

Boky no nomena ny ankizy mba hamporisika ny famakiana sy ny fianarana eo amin'ny mpianatra.

Fanentanana ny tompon’andraikitra sy ny mpianatra no namarana ny fizarana teny anivon’ny sekoly nisitraka ny fanomezana. Ny hikajiana ireo boky ireo, ary hanampy azy ireo hampivelatra ny fahaizany mamaky teny sy manoratra ary mitsikera.

Manantitra ny fisaorana lehibe hoan' ny ankizy rehetra izay nahazo ny fampianarana 🏓Tennis de table🏓indrindra hoan'i Bol...
14/08/2024

Manantitra ny fisaorana lehibe hoan' ny ankizy rehetra izay nahazo ny fampianarana 🏓Tennis de table🏓indrindra hoan'i Bolo ram manokana "EDUCATEUR SPECIALISE TENNIS DE TABLE" nanome ny tsara indrindra avy aminy hoan' ireto ankizy tanoran' Anjozorobe ireto

👋🏻Misaotra an' Andriamanitra noho ny fahatontosan' ny hetsika fifaninanana 🏓Ping Pong🏓izay nokarakarain' ny ONG TMMM and...
05/07/2024

👋🏻Misaotra an' Andriamanitra noho ny fahatontosan' ny hetsika fifaninanana 🏓Ping Pong🏓izay nokarakarain' ny ONG TMMM androany : faha 05 jolay 2024

🙏🏻Mankasitraka ireo mpandray anjara rehetra ary misaotra ny Ray aman-dReny nanohana hatrany ny ankizy👏🏻

😊Tsapa sy hita fa ny ankizy dia tia milalao ary mavitrika amin' ny fandraisana anjara, noho izany miezaka izahay ny hitohizan' ny hetsika maro samy hafa hoan' ny Tanora sy ny Ankizy mba ahafahan' izy ireo miala voly.

Ao anaty fiomanana amin' ny fiantrehana ny fifaninanana "Ping Pong"🏓
27/06/2024

Ao anaty fiomanana amin' ny fiantrehana ny fifaninanana "Ping Pong"🏓

🇲🇬Mirary asaramanitra feno fifaliana ho antsika rehetra eee!!🎉
25/06/2024

🇲🇬Mirary asaramanitra feno fifaliana ho antsika rehetra eee!!🎉

🏓FAMPIOFANANA SY FIFANINANANA PING PONG🏓📢Hoantsika ankizy sy tanora📢Amin' izao iray volan' ny ankizy izao dia misy ny  f...
11/06/2024

🏓FAMPIOFANANA SY FIFANINANANA PING PONG🏓

📢Hoantsika ankizy sy tanora📢

Amin' izao iray volan' ny ankizy izao dia misy ny fifaninanana "PING PONG" eto amin' ny ONG TMMM ANJOZOROBE

🔶Ny fampiofanana ny lalao dia ny 🔶:
🗓24 juin - 04 Juillet (Tolak'andro)

♦Ny fifanintsanana kosa dia ny ♦:
🗓05 JOLAY (Maraina)

💰Fandraisana anjara : 4 000 Ariary/ Ankizy

🎁Hisy ny fanomezana hoan' ireo 03 voalohany maharesy amin' ny fifaninanana🎁

Koa araraoty ary taomy ny namana hisoratra anarana dieny izao eto amin' ny pejy na manantona mivantana ny birao ONG TMMM Ankadilalana.

💻INFORMATIQUE BUREAUTIQUE💻La formation à l' informatique bureautique de base offre de nombreux avantages.On vous propose...
05/06/2024

💻INFORMATIQUE BUREAUTIQUE💻

La formation à l' informatique bureautique de base offre de nombreux avantages.

On vous propose une occasion pour participer à cette formation.

Apprendre les bases de l' ordinateur et les logiciels de bureau tels que :
👉🏻Microsoft WORD
👉🏻Microsoft EXCEL
👉🏻INTERNET

⏳DUREE : 01 MOIS
📅RENTREE : 19 JUIN 2024
🏫LIEU : ONG TMMM Anjozorobe
💰FRAIS DE FORMATION : 20 000 Ariary

📥Inscription ouvert✉
📞Pour plus d' information : 034 37 371 08
⚠Places limitées⚠

Manasa an'ireo tia sy mpilalao mozika Anjozorobe  sy ny manodidina handray anjara!
22/06/2022

Manasa an'ireo tia sy mpilalao mozika Anjozorobe sy ny manodidina handray anjara!

Address

Anjozorobe

Telephone

+261330200321

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ONG Tanora Mahay Mifaly Mandresy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ONG Tanora Mahay Mifaly Mandresy:

Share