Gen Y & Z Andapa

Gen Y & Z Andapa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gen Y & Z Andapa, Nonprofit Organization, Andapa.

Fametrahagna bureau Plate-forme Nationale Malagasy XYZ district Andapa Tsara rafitra ny birao ary vonona ny hiasa avy ha...
10/12/2025

Fametrahagna bureau Plate-forme Nationale Malagasy XYZ district Andapa
Tsara rafitra ny birao ary vonona ny hiasa avy hatrany izahay

03/12/2025

Ilazagna atsika jiaby ato Andapa fa ho tonga eto amintsika ny birao foibe avy any Tanà ny 7/12/25. Ka amin'ny 03 ora ny fotoagna hametrahagna ny birao am fomba ofisialy. Misaotra

Ny fananana olom-belona afaka miasa, ny tanora indrindra indrindra no isan'ny FANOITRA lehibe indrindra ahafahana mampiv...
27/11/2025

Ny fananana olom-belona afaka miasa, ny tanora indrindra indrindra no isan'ny FANOITRA lehibe indrindra ahafahana mampivoatra ny Firenena iray.
Manana tanora maro isika eto Madagasikara. Saingy tsy amin'ny lafin'izany fampandrosoana izany no nampiasan'ireo mpitondra nifandimby isika tanora. Fa amin'ny lafiny tombontsoan'olombitsy hatrany.
Amin'izao kosa, efa miroso amin'ny fanomezan-danja bebe kokoa isika tanora ny Fitondrana Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM.
Ka sahia mandray andraikitra isika tanora.
Aza andraindraina fotsiny ny hoavinao fa raiso antanana mihitsy.
Mandraisa anjara biriky amin'ny fanovana izay hapetraka eto amin'ny Firenena.
Fotoana izao. Manàna fahasahiana!

Isaoragna atsika jiaby fa indrindra ny tanora Gen Y & Z Andapa  nitaraigny ampahibemaso ny maharary atsika amin'ny afits...
23/11/2025

Isaoragna atsika jiaby fa indrindra ny tanora Gen Y & Z Andapa nitaraigny ampahibemaso ny maharary atsika amin'ny afitsoky ny vidin'ny la vanille, nivolagna zavatra marigny ary nagnamia vahaolagna vonjy rano vaky sy vahaolana maharitry ary fanavaozana hagnaremagna izany, nandritry ny atrikasa momba ny seha-pihariagna lavanila izay naharitra 2 andro be izao teto Sambava.
Isaoragna ihany koa ny Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM namaly sy nandray ny hetaheta, sy ny delegasiona rehetra avy any Antananarivo sy avy @ Faritra hafa tonga teto.
Miandry ny rariny isika rehetra amin'izao fotoana izao.

Ampahafantarigny atsika rehetra fa voatsangana niany 22 novembre 2025 ny bureau vonjimaika  GenZ, X, Y ato agnatiny dist...
22/11/2025

Ampahafantarigny atsika rehetra fa voatsangana niany 22 novembre 2025 ny bureau vonjimaika GenZ, X, Y ato agnatiny distrika Andapa.
Ka toy izao ny Firafitra:
Président : TSIATERIMANDIMBY Anicer
Vice-président : RANDRIANARISON Jean Aubin
Secrétaire Générale : RABARISON Hery Lanto
Trésorier : BEZANDRIMELONA Geot

Mifohaza ry vahoakan'i Andapa
10/10/2025

Mifohaza ry vahoakan'i Andapa

Address

Andapa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gen Y & Z Andapa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share