17/03/2026
Namoy namana , Rahalahy tsy foy ny Anciens Universitaire de Toamasina - Andapa dia i Tompokolahy Charden, izay DAF commune Urbaine d'Andapa.
Miondriky ampanajana amin'ny vatana nangatsiaka no mivavaka ny fanahiny handry ampiadanana.
Koa amin'anaran'ny fikambanana no itondrasana teny fankaherezana sy ho fampiononana ny fianakaviana rehetra. Aza misosoko alahelo intsony.
...