Andapa Tia Fandrosoana

Andapa Tia Fandrosoana Fikambanana manohana ny asa fampandrosoana rehetra ato amin'ny Distrikan'Andapa

Tena mampihetsi-po tanteraka ity hetsika nataon'ny zanaka vavy an'Andriamatoa Solombavambahoaka Andapa ity.Ornella Harin...
27/06/2025

Tena mampihetsi-po tanteraka ity hetsika nataon'ny zanaka vavy an'Andriamatoa Solombavambahoaka Andapa ity.
Ornella Harinoro , Tompon'ny magasin TSRASOA Sambava.
Tonga izy nanatanteraka asa fanadiovana ny Hôpital be Andapa ary nanolotra fitaovana maro entina hanampiana ny Hôpital.
Izao tokoa ilay hoe -Tanindrazana miampita any amin'ny taranaka".
...

27/06/2025

Bonjour tout le monde ! 🌟 Vous pouvez me soutenir en m’envoyant des Étoiles - elles m’aident à gagner de l’argent, ce qui me permet de créer du contenu que vous appréciez.

Chaque fois que vous voyez l’icône Étoiles, vous pouvez m’envoyer des Étoiles !

Andapa Fihaonana niarahan'ny fiadidian'ny Solombavambahoaka sy ny Préfet de Sambava nandritran'ny famindram-pahefana teo...
18/06/2025

Andapa
Fihaonana niarahan'ny fiadidian'ny Solombavambahoaka sy ny Préfet de Sambava nandritran'ny famindram-pahefana teo amin'ny Lehiben'ny Distrikan'Andapa...

Efa nihatra ve itony fanapahankevitra ito ?
26/05/2025

Efa nihatra ve itony fanapahankevitra ito ?

Amin'izao fotoana manahirana andalovan'ny vahoakan'Andapa izao, tsy hainay ny tsy hitondra teny fankaherezana hoan'ireo ...
08/03/2025

Amin'izao fotoana manahirana andalovan'ny vahoakan'Andapa izao, tsy hainay ny tsy hitondra teny fankaherezana hoan'ireo traboina vokatrin'ny tondra-drano nohon'ny fandalovan'ny Cyclone.
Mampahery anareo rehetra izahay. Manentana sahady ny tsara sitrapo mba hiaraka hientana hanao izay azo hanampiana ny havantsika traboina..

Raha ny Andapa renivohitra, dia fantatra fa telo (03) ny tokantrano rava fanana , ny iray dia tsy nisy ho raisina fa lasa hatramin'ny trano. Ao amin'ny secteur Ambodimangan'Alidor.

25/01/2025

Mitohy hatrany ny asa fampandrosoana ny distrikan'Andapa.

Efa any amin'ny kominina Belaoko Marovato sy Matsohely izao ny fanamboran-dalana..
Mankasitraka ny Solombavambahoaka amin'ny finiavana sy fandraisana andraikitra.
Andapa mandroso no Tanjona iombonana.

Angelin Befototo Ofisialy

05/12/2024

Mitohy ny asa fampandrosoana ny Distrikan'Andapa miaraka amin'ny Solombavambahoaka Angelin Befototo Ofisialy ..
Vita tanteraka koa ny lalana ao amin'ny fokontany Ambodivohitra Kobahina, C/R Ambalamanasy II. Efa miroso mankany antampotanan'ny Ambalamanasy II ny fanamboarana lalana amizao.

Andapa Tia Fandrosoana
Misaotra tompoko ô!

Ambodiangezoka , 24 Septembre 2024.Ho fikojakojana maharitra ny lalana, dia nanao atrikasa taty antoerana ny ikapa iraka...
24/09/2024

Ambodiangezoka , 24 Septembre 2024.

Ho fikojakojana maharitra ny lalana, dia nanao atrikasa taty antoerana ny ikapa iraka avy amin'n Atoa Solombavam-bahoaka Befototo Angelin. Izay nahitana ireo Assistants parlementaire sy Conseillers Techniques ary ireo Ben'ny Tanana amin'ny kominina andalovan'ireo lala vao vita fanamboarana.
Ny tanjona ny atrikasa dia ny famoahana tsoakevitra mahomby andraisan'ny ologno jiaby anjara amin'ny fikojakojana ny lalana mba tsy hiveranana matetika amin'ny fanamboarana.

Velom-pisaorana ny mponina, ny mpitondra aty antoerana amin'ny fahavitan'ny lalana mampitohy ny kominina maromaro amin'ny renivohitra Distrika ary mbola hampiana ihany koa ara tekinika amin'ny fikojakojana mba hampaharitra ny izany lalana izany.

Andapa Mandroso
Andapa Tia Fandrosoana
Angelin Befototo Ofisialy

Andapa, dia tanana mahafinaritra sy maha tehonina. Distrika iray ato anatin'ny faritra SAVA voahodidina valan-javaboahar...
03/09/2024

Andapa, dia tanana mahafinaritra sy maha tehonina. Distrika iray ato anatin'ny faritra SAVA voahodidina valan-javaboahary.

Mponina mpamboly vary sy voly fanondrana toy ny la vanille, café sy ny hafa koa ny mponin'i Andapa.

Tongava mamangy, fa distrika mahay mandray vahiny ny aty aminay.



Andapa Tia Fandrosoana

Hitafatafa sy hihaona amin'ny vahoakan'Andapa ny solombavam-bahoaka voafidy tato amintsika, dia i Honorable Befototo Ang...
16/07/2024

Hitafatafa sy hihaona amin'ny vahoakan'Andapa ny solombavam-bahoaka voafidy tato amintsika, dia i Honorable Befototo Angelin.
Androany Talata faha 15 Jona 2024 amin'ny tapany folakandro.
Arahinao ao amin'ny Radio RFA ny fanentanana momba izany..
Andao atsika hanotrona sy hiheno izay tafatafa izay mba tsy tompotragno magnohono atsika.

Angelin Befototo Ofisialy

Address

Andapa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andapa Tia Fandrosoana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share