25/02/2026
🌟FREE WiFi at LENS Center🌟
🌟 WIFI MAIMAIMPOANA ao amin’ny Centre de formation LENS 🌟
LENS dia faly manolotra WiFi maimaimpoana ho an’ny rehetra amin’ity Alahady 1 Martsa 2026 ity, fiaraha-miasa amin’ny Beem’s Techno Andapa. https://www.facebook.com/share/1DFiHitEJD/?mibextid=wwXIfr ⭐Starlink⭐
⏰ Fotoana: 1 Martsa 2026
Maraina: 8:00 – 12:00
Tolakandro: 2:00 – 4:00
📍 Toerana: Centre de formation LENS Ambodofamba ankaikiny Jao Garage.
💡 Araraoto ity fotoana ity hianarana, hanaovana fikarohana amin’ny aterineto, hanaovana speak spoke 🗣️.. sns..