Aim-panahy isan'andro

  • Home
  • Aim-panahy isan'andro

Aim-panahy isan'andro Pejy handraisanao Soratra Masina, teny fankaherezana , tari-bavaka isan'andro.
(2)

20/08/2026
𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?5 Minitra ho an'i Jesoa!Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 mini...
20/08/2026

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?
5 Minitra ho an'i Jesoa!
Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 minitra ihany iza, isaorana ny Tompo isan'andro, tsara be ny vao mifoha dia mifandray amin'i Jesoa a, fa ianao mahita izay fotoana mety aminao! Entano ihany koa ny hafa e!
🌿Jaona 6:11-14
🌿Vavaka ho an'ny ankohonana
Samia mahery fa miaraka amin'ilay tompon'ny zavatra rehetra e!

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?5 Minitra ho an'i Jesoa!Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 mini...
19/08/2026

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?
5 Minitra ho an'i Jesoa!
Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 minitra ihany iza, isaorana ny Tompo isan'andro, tsara be ny vao mifoha dia mifandray amin'i Jesoa a, fa ianao mahita izay fotoana mety aminao! Entano ihany koa ny hafa e!
🌿Matio 24:42-51
🌿Vavaka ho an'ny fikarakarana ny fidiran'ny mpianatra, sy ireo mpampianatra mba tena anao ny asany am-pitiavana sy araka ny sitrapon'Andriamanitra
Samia mahery fa miaraka amin'ilay tompon'ny zavatra rehetra e!

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?5 Minitra ho an'i Jesoa!Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 mini...
18/08/2026

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?
5 Minitra ho an'i Jesoa!
Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 minitra ihany iza, isaorana ny Tompo isan'andro, tsara be ny vao mifoha dia mifandray amin'i Jesoa a, fa ianao mahita izay fotoana mety aminao! Entano ihany koa ny hafa e!
🌿Jaona 10:11-18
🌿Vavaka ho an'ny ankohonana mba tena handray an'i Jesoa marina
Samia mahery fa miaraka amin'ilay tompon'ny zavatra rehetra e!

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?5 Minitra ho an'i Jesoa!Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 mini...
17/08/2026

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?
5 Minitra ho an'i Jesoa!
Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 minitra ihany iza, isaorana ny Tompo isan'andro, tsara be ny vao mifoha dia mifandray amin'i Jesoa a, fa ianao mahita izay fotoana mety aminao! Entano ihany koa ny hafa e!
🌿Ohabolana 3:1-12
🌿Vavaka ho an'ireo zaza mbola te anohy ny fianarana anefa ny ray aman-dreny sahirana
Samia mahery fa miaraka amin'ilay tompon'ny zavatra rehetra e!

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?5 Minitra ho an'i Jesoa!Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 mini...
16/08/2026

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?
5 Minitra ho an'i Jesoa!
Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 minitra ihany iza, isaorana ny Tompo isan'andro, tsara be ny vao mifoha dia mifandray amin'i Jesoa a, fa ianao mahita izay fotoana mety aminao! Entano ihany koa ny hafa e!
🌿Nehemia 3:33-38
🌿Vavaka ho an'ireo mpivady mitady zaza sy ireo ray aman-dreny mandositra adidy
Samia mahery fa miaraka amin'ilay tompon'ny zavatra rehetra e!

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?5 Minitra ho an'i Jesoa!Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 mini...
15/08/2026

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?
5 Minitra ho an'i Jesoa!
Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 minitra ihany iza, isaorana ny Tompo isan'andro, tsara be ny vao mifoha dia mifandray amin'i Jesoa a, fa ianao mahita izay fotoana mety aminao! Entano ihany koa ny hafa e!
🌿Isaia 26:1-4
🌿Vavaka ho an'ny mpiray vody rindrina
Samia mahery fa miaraka amin'ilay tompon'ny zavatra rehetra e!

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?5 Minitra ho an'i Jesoa!Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 mini...
14/08/2026

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?
5 Minitra ho an'i Jesoa!
Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 minitra ihany iza, isaorana ny Tompo isan'andro, tsara be ny vao mifoha dia mifandray amin'i Jesoa a, fa ianao mahita izay fotoana mety aminao! Entano ihany koa ny hafa e!
🌿Lioka 11:47-51
🌿Vavaka ho an'ireo mitady asa
Samia mahery fa miaraka amin'ilay tompon'ny zavatra rehetra e!

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?5 Minitra ho an'i Jesoa!Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 mini...
13/08/2026

𝐌𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ¬π¨πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨?
5 Minitra ho an'i Jesoa!
Ny tanjona dia ny anokanantsika fotoana eny na dia 5 minitra ihany iza, isaorana ny Tompo isan'andro, tsara be ny vao mifoha dia mifandray amin'i Jesoa a, fa ianao mahita izay fotoana mety aminao! Entano ihany koa ny hafa e!
🌿Apokalypsy 20:1-6
🌿Vavaka ho an'ny mpitondra sy ny mpampiasa
Samia mahery fa miaraka amin'ilay tompon'ny zavatra rehetra e!

12/08/2026

Mbola tadidinao ve ny Soratra Masina nosafidinao taminao noraisina mpandray ny fanasan’ny Tompo πŸ˜‡?

Address

Telephone

+261387251367

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aim-panahy isan'andro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Aim-panahy isan'andro:

Shortcuts

  • Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization?

Share