30/07/2026
Voooky c**a pigeon sy voandalana matsiiiiiro be zahay iiii ! 🥰 Malefaka tsara sady matsiiiro kely tsy mapite hijanona mihinana. 🤤😋🥰❤️
Olona mamikely avy any Ambohitrabiby no tonga nandany fotoana ho aty aminay nanatitra ireto matsirokely be dia be ireto. 🥲🥹🙏❤️
Misaotra amin'ny fitiavana ! Misaotra satria zavatra novokariny sy tokony ho amidiny dia nafoin'izareo nomena anay. ❤️
Mamy ilay famille Asafy ! ❤️❤️❤️
Raha te hihinana ireto matsirokely ireto ianareo dia ao amin'ny commentaires ao zareo no hamaly anareo. 🥰❤️
Misy karazana tsirony be dia be ilay izy : nature, au fromage, pimenté, à l'ail, voandalana, sns... 🤤😋