Nofy i Androy

Nofy i Androy Nofy i Androy (NiA) aims to empower rural women to fight child-marriage, early pregnancy, gender and education inequality.

"Studying for Success and Progress"
"Mianatra Mba Ho Tafita sy Tafiakatra"
"Mianatse Mba Ho Tafita Sady Tafiakatse"

๐Ÿ™ FISAORANA LEHIBE โ€” MIFANOROA TIKA 5e ร‰DITIONRehefa vita soa aman-tsara ny MIFANOROA TIKA 5e ร‰dition, dia tonga ny foto...
14/08/2026

๐Ÿ™ FISAORANA LEHIBE โ€” MIFANOROA TIKA 5e ร‰DITION

Rehefa vita soa aman-tsara ny MIFANOROA TIKA 5e ร‰dition, dia tonga ny fotoana hanehoana fisaorana feno ho anโ€™ireo Staff rehetra izay niara-niasa sy nandray anjara taminโ€™ny fanatanterahana izany hetsika izany. โค๏ธ

Isaorana manokana ny Directeur Pays, noho ny fitarihana sy ny fanohanana tsy tapaka.
Mankasitraka ihany koa ny Coordonnatrice Nationale, ny Responsable des Ressources Humaines, ny Responsable Financier, ny Responsable Logistique et Comptable, ary ny Responsable Communication, noho ny ezaka, ny fandrindrana ary ny fiaraha-miasa nandritra ny fanomanana sy ny fanatanterahana ny hetsika.

Fisaorana manokana ihany koa ho anโ€™i Mademoiselle Rinah, izay nanampy sy nanome tanana taminโ€™ireo asa samihafa nandritra ny hetsika. ๐Ÿ™

Isaorana ihany koa ireo ao aminโ€™ny Responsable Suivi et ร‰valuation, ireo Responsable Vie Scolaire,ireo Surveillent Gรฉnรฉral rehetra, ny ao amin'ny Responsable Sauvegarde et protection de l'enfance ary ny Chargรฉ d'accueil et Vie acadรฉmique sy ireo ao amin'ny Logiques izay samy nandray anjara taminโ€™ny fanatanterahana ny MIFANOROA TIKA 5e ร‰dition tany aminโ€™ireo toerana samihafa.

Ny fahombiazanโ€™ity andiany faha-5 ity dia tsy vokatry ny olona iray, fa vokatry ny fiaraha-miasa, ny fifampitokisana ary ny ezaka niarahana.

Misaotra anareo rehetra taminโ€™ny fotoana, ny herim-po, ny faharetana ary ny fitiavana nasehonareo taminโ€™ny fanatanterahana ny MIFANOROA TIKA 5e ร‰dition. ๐Ÿ’š

MIFANOROA TIKA โ€” Mianatse Mba Ho Tafita Sady Tafakatse. ๐ŸŒฑโœจ

๐Ÿ“ธ RETOUR EN IMAGES | FORMATION LEADERSHIP & INTELLIGENCE ร‰MOTIONNELLENandritra ny MIFANOROA TIKA โ€“ 5แต‰ ร‰DITION, izay nota...
11/08/2026

๐Ÿ“ธ RETOUR EN IMAGES | FORMATION LEADERSHIP & INTELLIGENCE ร‰MOTIONNELLE

Nandritra ny MIFANOROA TIKA โ€“ 5แต‰ ร‰DITION, izay notanterahina ny 29 Jolay 2026, tao aminโ€™ny Lapanโ€™ny Paroasy Sacrรฉ-Cล“ur, ny fiofanana niompana taminโ€™ny Leadership sy ny Intelligence ร‰motionnelle. ๐ŸŒฑ

๐Ÿค Formation Leadership
Notarihinโ€™i Dr Andry MAHAMARO, izay nizara fahalalana sy traikefa hanampiana ireo mpandray anjara hampivelatra ny fahaiza-mitarika, handray andraikitra ary hiasa amim-pahombiazana ao anatinโ€™ny vondrom-piarahamonina.

๐Ÿ’ก Formation Intelligence ร‰motionnelle
Niara-nianatra sy nandalina ny fomba hahafantarana, hifehezana ary hitantanana ny fihetseham-po niaraka taminโ€™i Avisoa Fanomezana, mba hanamafisana ny fahatokisan-tena sy ny fifandraisana aminโ€™ny hafa.

โœจ Fotoana iray nifanakalozana fahalalana, traikefa ary hevitra, ho fanamafisana hatrany ny tanora ho mpitarika mahay, tomponโ€™andraikitra ary vonona handray anjara aminโ€™ny fampandrosoana.

๐Ÿ™ Mankasitraka ireo mpampiofana, ny mpandray anjara ary ireo rehetra nandray anjara taminโ€™ny fanatanterahana izao fiofanana izao.

MIFANOROA TIKA 5แต‰ ร‰DITION

06/08/2026

Misaotra an'Andriamanitra sy ireo rehetra nandray anjara tamin'ny fahombiazan'ny MIFANOROA TIKA โ€“ 5แต‰ ร‰dition.

Ankehitriny dia zarainay aminareo ny tatitra vaovao navoakan'ny TVM, ahitana ireo fotoana nisongadina nandritra ity hetsika lehibe ity.

๐Ÿ™ Fisaorana lehibe ho an'ny TVM tamin'ny fandrakofana sy fampahafantarana ity hetsika ity ho hitan'ny Malagasy manerana ny Nosy.

06/08/2026

Pas encore inscrit(e) ?

Bonne nouvelle : il n'est pas trop t**d ! Inscris-toi dรจs maintenant pour rejoindre le Groupe Consultatif Jeunesse des Nations Unies (Youth Advisory Group - YAG), Cohorte 2026-2028.

- Tu es engagรฉ(e) dans ta communautรฉ ?
- Tu as des idรฉes pour faire avancer Madagascar ?
- Tu souhaites faire entendre la voix des jeunes et contribuer aux dรฉcisions qui faรงonnent leur avenir ?

Nous cherchons 15 jeunes leaders motivรฉs pour intรฉgrer le Youth Advisory Group (YAG), une plateforme unique permettant aux jeunes de dialoguer directement avec les Nations Unies et de contribuer aux initiatives en faveur du dรฉveloppement durable.

Ne manque pas cette opportunitรฉ de faire la diffรฉrence. Postule dรจs aujourd'hui !

https://madagascar.un.org/fr/319696-rejoins-le-groupe-consultatif-jeunesse-des-nations-unies-youth-advisory-group-%E2%80%93-yag-cohorte

๐…๐ˆ๐‹๐€๐™๐€๐๐€ ๐…๐ˆ๐€๐‹๐€๐-๐“๐’๐ˆ๐๐˜ ๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜Nandritra ny lanonana fanolorana loka ny MIFANOROA TIKA andiany faha-5 izay notanterahina ...
31/07/2026

๐…๐ˆ๐‹๐€๐™๐€๐๐€ ๐…๐ˆ๐€๐‹๐€๐-๐“๐’๐ˆ๐๐˜ ๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜

Nandritra ny lanonana fanolorana loka ny MIFANOROA TIKA andiany faha-5 izay notanterahina omaly, dia nambara fa Amboasary no nahazo ny laharana faha-3.

Taorian'ny fanamarinana sy fanisร na indray ny naoty rehetra, dia hita fa nisy fahadisoana tamin'ny fanangonana ny vokatra.

Araka ny fanitsiana ofisialy dia:

๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ: nahazo naoty ๐Ÿต๐Ÿฑ/๐Ÿญ๐Ÿฏ๐Ÿฌ, ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ๐—ฒ ๐Ÿญ๐Ÿฐ,๐Ÿฒ๐Ÿฎ/๐Ÿฎ๐Ÿฌ (๐—Ÿ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿฏ)
๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐˜† : nahazo naoty ๐Ÿต๐Ÿฌ,๐Ÿฑ /๐Ÿญ๐Ÿฏ๐Ÿฌ, ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ๐—ฒ ๐Ÿญ๐Ÿฏ,๐Ÿต๐Ÿฎ/๐Ÿฎ๐Ÿฌ (๐—Ÿ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿฐ)

Noho izany dia i ANTANIMORA NO MITAZONA NY LAHARANA FAHA-3 taminโ€™ity fifaninanana ity.

Miaiky tanteraka ity fahadosoana ity izahay ato aminโ€™i Nofy i Androy ary mitondra fialantsiny amin'ireo mpandray anjara rehetra, indrindra fa ny ekipan'i ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ sy ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ฟy. Endrika iray anehoana fa tsy mora ny manao zavatra na dia niezaka ny ho tonga lafatraโ€ฆMihinambary aza misy latsaka.

๐‘ด๐’‚๐’๐’Œ๐’‚๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š fiaraha miasa, fandraisana anjara, ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’†๐’•๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’Š๐’›๐’‚๐’‰๐’‚๐’š. ๐‘ด๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚๐’‡๐’š ๐’Š๐’›๐’‚๐’‰๐’‚๐’š ๐’‡๐’‚ ๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’ ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’‚๐’‰๐’‚๐’Ž๐’†๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’š, ๐’Œ๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚๐’๐’š ๐’Š๐’๐’…๐’“๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚ ๐’๐’ ๐’‚๐’๐’•๐’๐’๐’š ๐’๐’‚๐’Ž๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚๐’ ๐’‡๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’‡๐’Š๐’”๐’Š๐’‚๐’๐’š ๐’Š๐’›๐’‚๐’.

Misaotra antsika rehetra tamin'ny fahatokisana sy ny fanohanana ny MIFANOROA TIKA andiany faha-5.

๐Ÿ† Fร‰LICITATIONS AUX LAURร‰ATS ! ๐Ÿ†ร€ l'issue de la Grande Finale de la 5รจme ร‰dition de MIFANOROA TIKA, nous avons le plaisi...
30/07/2026

๐Ÿ† Fร‰LICITATIONS AUX LAURร‰ATS ! ๐Ÿ†

ร€ l'issue de la Grande Finale de la 5รจme ร‰dition de MIFANOROA TIKA, nous avons le plaisir de fรฉliciter les trois meilleures รฉquipes de cette รฉdition :

๐Ÿฅ‡ 1er : Ambovombe
๐Ÿฅˆ 2e : Tsihombe
๐Ÿฅ‰ 3e : Amboasary

๐Ÿ‘ Arahabaina indrindra ianareo noho ny ezaka, ny fikirizana ary ny fahaiza-manao nasehonareo nandritra ny fifaninanana. Mendrika tanteraka izany vokatra izany.

๐Ÿ™ Fisaorana lehibe ho an'ireo mpandray anjara rehetra, ireo coachs, jury, partenaires, ary ny ekipan'ny Nofy i Androy, izay samy nandray anjara tamin'ny fahombiazan'ity Grande Finale MIFANOROA TIKA โ€“ 5รจme ร‰dition ity.

โœจ Ny tena fandresena dia ny fahalalana, ny traikefa ary ny finiavana hivoatra.

Mankasitraka antsika rehetra, ary mandra-pihaona amin'ny andiany manaraka! ๐Ÿ’šโค๏ธ

๐Ÿ† REMISSE DE PRIX โ€“ GRANDE FINALE MIFANOROA TIKA 5รจme ร‰dition ๐Ÿ†Tontosa tao Andalambalo, Ambovombe, ny remise des prix ho...
30/07/2026

๐Ÿ† REMISSE DE PRIX โ€“ GRANDE FINALE MIFANOROA TIKA 5รจme ร‰dition ๐Ÿ†

Tontosa tao Andalambalo, Ambovombe, ny remise des prix ho anโ€™ireo nahazo ny laharana voalohany nandritra ny Grande Finale MIFANOROA TIKA โ€“ 5รจme ร‰dition, izay notanterahinโ€™ny Nofy i Androy.

Taorianโ€™ny fifaninanana feno ezaka, fahalalana ary fifaninanana ara-drariny, ireto no laurรฉats officiels :

๐Ÿฅ‡ 1er : Ambovombe ๐Ÿฅˆ 2e : Tsihombe ๐Ÿฅ‰ 3e : Amboasary

Fankasitrahana lehibe ho anโ€™ireo mpandresy sy ireo mpandray anjara rehetra izay naneho fahavononana, fahaiza-manao ary fanoloran-tena nandritra ny fifaninanana. Mankasitraka ihany koa ireo coachs, jury, partenaires ary ny รฉquipe Nofy i Androy taminโ€™ny fanohanana sy ny fikarakarana nahafahana nanatanteraka ity hetsika lehibe ity.

MIFANOROA TIKA dia manohy manandratra ny fanabeazana, ny kolontsaina ary ny talentanโ€™ny tanora, ary manamafy fa ny fahalalana no lalana mankany aminโ€™ny fahombiazana.

๐Ÿ“ Andalambalo, Ambovombe ๐Ÿ“… 30 Juillet 2026

Arahabaina ireo mpandresy rehetra! ๐ŸŽ‰

๐Ÿ“ธ RETOUR EN IMAGES | ร‰preuves Littรฉraires โ€“ Grande Finale MIFANOROA TIKA 5รจme ร‰ditionโœจ Vita soamantsara ny ร‰preuves Litt...
30/07/2026

๐Ÿ“ธ RETOUR EN IMAGES | ร‰preuves Littรฉraires โ€“ Grande Finale MIFANOROA TIKA 5รจme ร‰dition

โœจ Vita soamantsara ny ร‰preuves Littรฉraires androany 30 Juillet 2026. Naneho fahavononana, fifantohana ary esprit de compรฉtition tsara ireo mpifaninana nandritra ny รฉpreuves Anglais, Franรงais, Ntandroy sy Ntanosy.

๐Ÿ‘ Isaorana ireo candidats rehetra tamin'ny ezaka sy ny fanoloran-tena, ary fisaorana manokana ho an'ireo coachs, jury, partenaires ary ny รฉquipe Nofy i Androy izay nandray anjara tamin'ny fikarakarana.

๐Ÿ“ธ Indro ary ny retour en images mampiseho ireo fotoana nisongadina nandritra ity journรฉe littรฉraire ity.

Ensemble, manohy mampiroborobo ny fanabeazana sy ny talentan'ny tanora! ๐Ÿ’šโค๏ธ

30/07/2026

Remise des lots

Address

Ambovombe

Telephone

+261337302708

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nofy i Androy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Nofy i Androy:

Shortcuts

Share