Orimbato Fiderana STK FJKM Bekily Tranovato Fitiavana

Orimbato Fiderana STK FJKM Bekily Tranovato Fitiavana Chorale

Ho an'Andriamanitra irery ny VoninahitraMiarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaova, dia mirary soa eo ambany fi...
05/01/2026

Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaova, dia mirary soa eo ambany fitahian'ny Tompo hatrany

27/12/2025

Salama aby e!
Reo ny santionan'ny vita tam sasakalin'ny Noely

Misaotra ny Tompo fa tontosa omaly ny fampianarana “godrogodro asiana katra sy vanille”, niarahana tamin’i tatie Relia. ...
12/08/2024

Misaotra ny Tompo fa tontosa omaly ny fampianarana “godrogodro asiana katra sy vanille”, niarahana tamin’i tatie Relia. Afa-po ny rehetra, mitohy amin’ny Alahady ny fianarana nahandro miaraka amin’i tatie Ravaka indray isika.
Izao no natao dia mba hifampizarana traikefa sy ho fampandrosoana ny STK.
Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra

11/11/2023

Miarahaba antsika rehetra, rahampitso tolakandro ny fotoana amin'ilay VAKO-DRAZANA MITETY FARITRA

11/11/2023

J’ai atteint 2,5 K followers ! Merci à tous pour votre soutien sans faille. Je n’aurais pas pu y arriver sans chacun d’entre vous. 🙏🤗🎉

Address

Ambovombe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Orimbato Fiderana STK FJKM Bekily Tranovato Fitiavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share