25/05/2026
Aiza ianareo tanora liana amin'ny haitao ara-kajy mirindra o!!!! Ho anareo indray ity an! Io amin'ny QR CODE io ny rohy ahafahana misoratra anarana.
DigitAfrica est un projet Erasmus+ financé par l'Union Européenne, en partenariat avec l'UIB , University of Gabès , UNIVERSITE MERCURE INTERNATIONAL , UNIVERSITE COTE D'AZUR , UM , UTM , University d'Antananarivo, Université de Mahajanga, UNIKAG , Strathmore University , TU-K:
Voici une opportunité pour vous chèr.es étudiant.es : formation gratuite à distance pour les jeunes universitaires sur le Digital Soft Skill. Il faut s'inscrire directement sur le lien (voir affiche) pour tous ceux ou celles qui veulent poursuivre la formation avec obtention d'une CERTIFICATION SOUS FORME DE BADGE NUMERIQUE.
Erasmus+ DigITafrica : Fanofanana maimaimpoana ampitain-davitra ho an'ny tanora eny amin'ny ANJERIMANONTOLO,TSY ANKANAVAKA. Anisan'izany isika eto amin'ny Oniversité Mahajanga, mahakasika ny DIGITAL SOFT SKILL. Amin'ny affiche io ny andinindininy. Misy rohy QR CODE io no ahafahana misoratra anarana.
Mila misoratra anarana mivantana ao amin'ny rohy izay rehetra te hanaraka fiofanana. Mila manaja fotoana farany an. Ry zareo ekipa any Espagne no miandraikitra ny fisoratana anarana.
Jaime Mada Mahajanga
Efa nisy 100 mahery ianareo tanora JaimeMada Mahajanga liana amin'io fiofanana io, isaorako betsaka anareo amin'izany, mila manao inscription en ligne mivantana anefa izany ny tsirairay araky ny voalazan'ny coordonnateur de projet avy any Tunisie fa tsy envoi par e-mail.
Alao hery ary e, sady tsy cours iray fa maromaro no azo arahina. Vitanareo tanora io e,
Tetik'asa ho an'ny tanin-janaka.
Union de Mahajanga Officiel