16/04/2026
📢Aiza daholo indray isika oo☺️☺️☺️😁😁😁.
Ndao indray Ary iala voly iaraka aminy Association Vemiat ee♥️♥️♥️.
Araka ny efa nampanatenaina dia hitety fokontany isika sady handihy no hialavoly....
✅ aminy io fotoana io koa dia hisy fampahafataràna 👯👯ny association Vemiat
✅ hisy koa ny fandraisana ireo izay te iditra aminy fikambanana .
Vehivavy Mifanampy eto Ambatolampy Tsimahafotsy
.