FFFA - 3FA

FFFA - 3FA « 3FA » na « Fiaraha-mientana ho Fampandrosoana ny Faritra Ambohimanarina » dia fikambanana mifototra amin’ny asa sosialin’ny mponin'ambohimanarina

Niorina tamin’ny taona 2011 ny fikambanana izay nisy mpikabana 400. Roa taona aty aoriana (2013) dia efa mananika ny 3000 mahery izany. Ny mpikambana mitambatra maromaro hanangana zavatra iray, ny sokajin’olona izay hita fa manao ezaka nefa tsy maharaka ary ireo fikambanana samihafa no tohanana sy omen-tànana. Ny fidiram-bolan’ny fikambanana dia latsakemboka 200 ariary isam-bolana ??? taonan’ny m

pikambana??? Ny sokajin’asa ampian’ny fikambanana dia ny lafiny fanatsarana foto-drafitr’asa, ny ara-pivelomana sy sosialy, ny ara-panatanjahan-tena, ny ara-kolo-tsaina ary ny fampianarana asa.

Address

Ambohimanarina
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FFFA - 3FA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to FFFA - 3FA:

Share