Mpanazava FJKM Kristy Fiorenana Ankazomanga

Mpanazava FJKM Kristy Fiorenana Ankazomanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mpanazava FJKM Kristy Fiorenana Ankazomanga, Nonprofit Organization, Ambohimanambola.

Misaotra indrindra re, fa tena tsara be🤩🙌Sombin-tsary nandritry ny fivoahana notanterahin'ny SAMPATI FJKM Kristy Fiorena...
17/05/2026

Misaotra indrindra re, fa tena tsara be🤩🙌

Sombin-tsary nandritry ny fivoahana notanterahin'ny SAMPATI FJKM Kristy Fiorenana Ankazomanga, ny Sabotsy 16 May lasa teo teny Ambohimanambola🥰
Mankasitraka indrindra:
✅ireo beazina namaly ny antso✨
✅ireo Mpiandraikitra nampilalao✨
✅ireo Mpiandraikitra rehetra nanomana sy namolavola ny lalao✨
✅ny komitim-pivondronana✨
Misaotra an'ise🤩
🩷💙

Izahay MP avy eto amin’ny fitandremana mandritra ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao filoha sy MP Analamanga ...
17/01/2026

Izahay MP avy eto amin’ny fitandremana mandritra ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao filoha sy MP Analamanga Afovoany anio

Mirary taona vaovao sambatra sy feno fahasoavana ho antsika rehetra izahay SAMPATI eto Ankazomanga, ary enga anie ny fit...
31/12/2025

Mirary taona vaovao sambatra sy feno fahasoavana ho antsika rehetra izahay SAMPATI eto Ankazomanga, ary enga anie ny fitantanan’Andriamanitra hitoetra amintsika mandrakariva. 🤍🥂

Ny Noelinay...SAMPATI FJKM KRISTY FIORENANA ANKAZOMANGA 🌷💙Misaotra antsika rehetra izay nanohana ary indrindra indrindra...
24/12/2025

Ny Noelinay...SAMPATI FJKM KRISTY FIORENANA ANKAZOMANGA 🌷💙

Misaotra antsika rehetra izay nanohana ary indrindra indrindra ireo beazina izay tonga ❤

Ireto misy sombin-tsary vitsivitsy ary ee, mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra 🎄🎁

Address

Ambohimanambola

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanazava FJKM Kristy Fiorenana Ankazomanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share