03/05/2025
Salama daolo tompoko manomboka anio 3 mai 2025 ny cours mamaimpona izay karakarainy association jade ambohimalaza entina hanampiana ireo tanora rehetra kilasy terminale sy 3eme eto ambohimalaza. Izay atao amin ny EPP ambohimalaza miray.Isakin ny sabotsy maraina amin 7 ora mandrapatonga ny androny fanadinana.