AUDAm-Association des Universitaires du District d'Ambohidratrimo

Call Directions

AUDAm-Association des Universitaires du District d'Ambohidratrimo Tanora Vonona sady Vanona,miara-miasa,mitondra fampandrosoana

Miarahaba antsika zandry rehetra afaka bacMankahery ho anareo tsy afaka ihany koa IzahayDaty tsara ho fantatra mahakasik...
26/08/2026

Miarahaba antsika zandry rehetra afaka bac
Mankahery ho anareo tsy afaka ihany koa Izahay

Daty tsara ho fantatra mahakasika ny Salon de l' étudiant

Mitohy hatraty ny fandraisana mpikambana vaovao Afaka mandefa MP am Ratojonah Léonard , Mialisoa Andrianiaina , Hery Fin...
22/07/2026

Mitohy hatraty ny fandraisana mpikambana vaovao

Afaka mandefa MP am Ratojonah Léonard , Mialisoa Andrianiaina , Hery Finiavana Rantoniaina Andrimalala Fanojo , Virdiana Emmylou Herimanitra Francia Andrianarisoa isika rehetra hampidirina gp discu

Association Régionale des Étudiants Natifs d'Analamanga " Souleman Mpikabary

Natao ity ho fanamafisana ireo efa mpikambana no sady fandraisana ireo mpikambana vaovao IZA MOA ISIKA? Ny AUDAm na Association des Universitaires du District d'Ambohidratrimo dia fikambanana natao hampivondrona ireo mpianatry ny anjerimanontolo na miankina na tsia amin'ny fanjakana ka avy aty amin'...

Bus ho anareo mpanala fanadinana Bacc centre Mahabo Izay karakarain'ny HaizaraAmin'ny 5:30 min no fiangana Tototra ho an...
16/07/2026

Bus ho anareo mpanala fanadinana Bacc centre Mahabo
Izay karakarain'ny Haizara
Amin'ny 5:30 min no fiangana
Tototra ho an'ny mpianatra ho an'ny Commune Antanetibe Mahazaza

Fihaonana voalohany teo amin'ireo solotenan'ny mpianatra sy ny solombavambahoaka Mamy RABENIRINA Nifampizara hevitra sy ...
08/06/2026

Fihaonana voalohany teo amin'ireo solotenan'ny mpianatra sy ny solombavambahoaka Mamy RABENIRINA

Nifampizara hevitra sy nifampihaino ho fanatsarana ny fikambanana

Mbola hoavy koa ireo fihaonana amin'ireo Olobe rehetra

🌎🏀‎J-1 𝙀𝙉𝙑𝙄𝙍𝙊𝙉𝙈𝙀𝙉𝙏 𝘾𝙊𝙉𝙏𝙀𝙎𝙏 3x3💥🍀‎Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tontolo iainana🍀 🌎 ‎🏀 Tournoi Basket 3x3 & Concours de ...
04/06/2026

🌎🏀‎J-1 𝙀𝙉𝙑𝙄𝙍𝙊𝙉𝙈𝙀𝙉𝙏 𝘾𝙊𝙉𝙏𝙀𝙎𝙏 3x3💥🍀
‎Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tontolo iainana🍀 🌎
‎🏀 Tournoi Basket 3x3 & Concours de danse🇲🇬
‎📅 05 & 06 Juin 2026
‎📍 Lapan'ny tanàna Analakely
‎
Fandaharam-potoana :
‎🌱 Expositions environnementales et scientifiques
‎🏀 Basket 3x3
‎💃 Concours de danse
‎🎤 Conférences
‎♟️ Fanorona
🇲🇬 Kolontsaina
Zamabe Fanorona Souleman Mpikabary Kaonty Faharoa Souleman Mpikabary Ratojonah Léonard

Tanora Vonona sady Vanona Ambohitrimanjaka
16/05/2026

Tanora Vonona sady Vanona Ambohitrimanjaka

Tanora vanona sady vonona Ampangabe
16/05/2026

Tanora vanona sady vonona Ampangabe

TANORA VONONA SADY VANONA
15/05/2026

TANORA VONONA SADY VANONA

Malahelo ny fo, tsy manainky ny saina fa mbola miloloha masoandro ilay mpanao ratsy Souleman Mpikabary Kaonty Faharoa So...
27/04/2026

Malahelo ny fo, tsy manainky ny saina fa mbola miloloha masoandro ilay mpanao ratsy
Souleman Mpikabary Kaonty Faharoa Souleman Mpikabary Zamabe Fanorona Malagasy Ratojonah Léonard

Sary nanamarika ny androany, isaorana sy hankasitrahana ireo tompon'andraikitra rehetra,sy ny mpikambana IRINA ELIE Asso...
10/04/2026

Sary nanamarika ny androany, isaorana sy hankasitrahana ireo tompon'andraikitra rehetra,sy ny mpikambana
IRINA ELIE Association verte Antananarivo Rhi Associations des Etudiants du District de Fenoarivobe Ando NyAina fans Ratojonah Léonard

Address

Ambohidratrimo

Telephone

+261382826532

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AUDAm-Association des Universitaires du District d'Ambohidratrimo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share