19/05/2026
Isaorana ny TOMPO fa tontosa ny fampanaovana fanekena Mpiandraikitra an’i HILY Mandanto 🐢sy fanolorana tonia an’i SITRITSY Milefy 🐦
Mankasitraka ny Mpitandrina eto antoerana 🙏
Mankasitraka ny Filoha izay tonga na foibe na faritany
Mankasitraka ireo Mpiandraikitra sy Beazina Nanotrona
Mankasitrana ny fiangonana manontolo
Ndao ary zaraina ao @ « commentaires » izay sarin’ise tany 🥰