Association VIE NEUVE

Association VIE NEUVE Société civile œuvrant pour les droits de l'homme notamment les droits economiques , sociaux et culturels de l'homme.

18/02/2023

Ny lalampanorena'ny IV République Dia mametraka ny CONSEIL ÉCONOMIQUE SOCIAL & CULTUREL ao @ Art 105.
Hatr@ izao ts mbola tafapetraka Izy Io. Inona no mety ho Antony? Sao kosa Dia fandaniambolam-bahoaka ihany ny fisiany?

FAMPATSIAHIVANA ny andraikitr'io CESC araka ny constitution

" Le CESC, saisi par le Gouvernement, DONNE SON AVIS SUR LES PROJETS DE LOI, ORDONNANCES ou DECRET ainsi que les PROPOSITIONS DES LOIS QUI LUI SONT SOUMIS.

le CESC est COMPETENT POUR PROTÉGER LES PROJETS et PROPOSITION DES LOIS A CARACTÈRE ÉCONOMIQUE SOCIAL et CULTUREL à l'exclusion des lois de finances

Le CESC peut entreprendre, de sa propre initiative, toutes les études ou enquêtes se rapportant aux questions Économiques sociaux et culturels......
1 Quels devraient être les qualités, compétences requises pour être membres de cet organe ?

Efa tamin'ny 2010 ny Constitution de la IV République fa hatr@ zao ts mbola tafapetraka ny Conseil Économique Social et Culturel ao @ ans 105.

Inona no antony?
FAMPATSIAHIVANA

Le CESC , saisi par le Gouvernement, DONNE SON AVIS SUR LES PROJETS DE LOI ORDONNANCES ou DECRET ainsi que sur les PROPOSITIONS DES LOIS QUI LUI SONT SOUMIS.

Le CESC EST COMPETENT POUR PROTÉGER LES PROJETS ET PROPOSITION DES LOIS A CARACTÈRE ÉCONOMIQUE SOCIAL ET CULTUREL, à l'exclusion des lois de finances.

Le CESC peut entreprendre, de sa propre initiative, toutes les ÉTUDES ou ENQUÊTES SE RAPPORTANT AUX QUESTIONS ÉCONOMIQUE SOCIAL ET CULTUREL et SOUMET SES RAPPORTS AU PR....

Resaka LALANA aloha no tena misongadina éto...Ary LALANA MAHAKASIKA NY PROJETS NA PROPOSITION NA DECRET SUR DROITS ÉCONOMIQUES SOCIAUX ET CULTURELS ....

Raha hiditra ho mpikambana ao @ CESC Dia misy critères de compétences, d'éthique, de personnalité ,de vision , de capacité mila exiger-na ho an'izay olona te hanana andraikitra ao.

2) Atao inona tokoa moa Io CESC Io? Sao d hatao fametrahana olona fotsiny andaniana volambahoaka?
NAHOANA raha n'y COLLECTIVITE TERRITORIALE DECENTRALISE izay FOTOTRA NO OMENA NY LANJANY SY NY ANJARA TOERANY ho @ FAMPANDROASOANA? : COMMUNE ahitana ireo FOKONTANY- RÉGIONS - PROVINCES?
" En collaboration avec les organismes publics et privés, les COMMUNES et les PROVINCES DIRIGENT, DYNAMISENT, COORDONNENT ET HARMONISENT LE DÉVELOPPEMENT ECONOMIQUE ET SOCIAL FE L'ENSEMBLE DE LEUR RESSORT TERRITORIAL ET ASSURENT LA PLANIFICATION, L'AMENAGEMENT DU TERRITOIRE ET KA MUSE EN ŒUVRE DE TOUTES LES ACTIONS DE DEVELOPPEMENT"

Atomboy any @ base: REGIONS et PROVINCE ny fametrahana n'y CESC .

Le Fokonolona, organisé en Fokontany, au sein des Communes, est la base du développement et de la cohésion Socio -culturel et environnementale.

Les responsables du fokontany participent à l'élaboration du programme de développement de leur commune.

Manana olona ireo COMMUNES SY PROVINCES IREO ( JURISTES SOCIOLOGUE HISTORIENS ÉCONOMISTES ANTHEOPOLOGISTES sns...) Afaka mandray andraikitra tsara ao anatin'ny CESC. ASIO FIDIDIANANA manomboka @ Zay ho mpikambana ao @ CESC -REGION d ry zareo ihany koa no MIFIDY izay ho solontenany aty @ NATIONAL. ATAO FIFIDIANANA FA TSY TENDRENA ARY MANARAKA ETAPES 2 n'a 3 mba ho CREDIBLE

ATO NO IANKINAN''NY HO AVIN'NY FIRENENA
11/06/2022

ATO NO IANKINAN''NY HO AVIN'NY FIRENENA

Tontosa soa amantsara ilay FIKAONANDOHA NASIONALY MIKASIKA NY FANANANTANY notontosaina ny 08- 09- 10 jiona teo. Isaorana...
11/06/2022

Tontosa soa amantsara ilay FIKAONANDOHA NASIONALY MIKASIKA NY FANANANTANY notontosaina ny 08- 09- 10 jiona teo. Isaorana ny Sehatra Iombonan'ny Fananantany ( SIF) nanasa ny VIE NEUVE sy nametraka ny ZON'Olombelona ho laharampahamehana eo @ sehatry ny fananantany.

Ny faniriana dia mbola hisy fikaonandoha iarahana @ mpisehatra rehetra ijerena manokana ny lafiny FANAJANA NY ZON'OLOMBELONA sy ny hampidirana anaty LALANA MALAGASY ireo fepetra rehetra IRAISAMPIRENENA MIARO ny Zon'olombelona miainga @ ireo LOHAHEVITRA DIMY
nentina nikaonandoha tao anatin'izay hateloana izay :

APPROCHE BASEE SUR LES DH
na
REALISATION DES DROITS DE L'HOMME A
1) L' ACCÈS A LA TERRE
2) LE FONCIER et le DÉVELOPPEMENT
3) la RÉSOLUTION DES LITIGES FONCIERS
4) GOUVERNANCE FONCIÈRE PAR TOUTES LES PARTIES PRENANTES
5) TRANSPARENCE DES INFORMATIONS SUR LE FONCIER

06/06/2022

Maty novonoina tamin'ny fomba feno habibiana tamin'ny faha-2 ny volana Jona 2022 teo, Atoa Henri RAKOTOARISOA, monina ao Antsampandrano, Fkt Ankazondandy, Kaominina Ambanivohitra Mangarivotra (ex Beparasy).
Marihina moa fa izy ilay tsara sitra-po, nampandre ny manam-pahefana isan'ambaratongany tamin'ny asa famotehana : fitrandrahana hazo saro-bidy sy fanaovana teviala tao amin'ny faritry ny ala ao anatin'io Fokontany voalaza etsy ambony io, efa ho 2 taona mahery izay.
Efa notoroana sy nampiakarina fitsarana tany Ambatolampy sy tao Moramanga izy noho io antony fisintomana lakolosy io fa hoe manakorontana fiainam-bahoaka ao amin'io faritra io, ary dia izao niafara tamin'ny fandatsahana ny ainy izao mihintsy.

Filohan'ny Vondron'Olona Ifotony "MIALO", niorina tamin'ny taona lasa teo izy ary vao avy nampiantso Fivoriambe tsy ara-potoana tamin'ny Sabotsy, faha-28 May 2022 teo, noho ny fanomanana ny fidinan'ny Agents CirEDD Moramanga hanao ny famaritana ny faritra ala sisa tavela izay nangatahan'izy ireo ny fitantanana sy fiarovana azy io ary efa neken'ny teo anivon’ny CirEDD izany fangatahana izany.

Ny ekipan’ny 24h Mada dia mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviany.

Loharano: Fokonolona Ankazodandy Beparasy

Mila amboarina iray manontolo Io lalàna 2019-008 sur les VBG Io, satria marobe n'y lacunes misy ao anatiny manomboka any...
30/04/2022

Mila amboarina iray manontolo Io lalàna 2019-008 sur les VBG Io, satria marobe n'y lacunes misy ao anatiny manomboka any @ famaritana ( n'y définition des termes), hatrany @ sazy. Fa ny tena zava-dehibe n'y FISROHANA ( prévention) sy ny tsy iverimberenany ( droit de garantie de non-répétition).
Efa nanolotra tolokevitra izahay firaisamonim-pirenena hoe iaraha-midinika @ herivelona rehetra n'y fanatsarana atao t@ FANKALAZANA ny fetin'ny vehivavy 8 Mars saingy hatr@ zao d miandry fampivoriana ataon'ny Ministeran'ny mponina, ny Hery velona rehetra Ary indrindra ny Association FITIA satria moa hono ny Filohany no initiatrice n'ilay lalàna.
Manantena izahay fa hisy tokoa ilay fikaonandoha ato ho ato fa anisan'ny ady @ VBG ny ady @ fanolanana Ka ts maintsy resena sy ahitam-bahaolana🙏

⭕️FITSARANA ARA-DRARINY SY TSY MITANILA TOKOA VE NO MISY ETO MADAGASIKARA❓❓❓❓

✅Na dia betsaka aza no tsy mahay lalàna sy tsy nianatra ny momba izany akory dia mampametram-panontaniana ihany ny zava-misy eto❗️❗️❗️

✅Misy tokony ahitsy ve fa toa milalao ny fihetseham-pon'ny vahoaka ny didy avoakanareo ka mitarika ny sain'ny maro hieritreritra fa voavidy vola ny fitsarana .

✅Ny fanimbana fitaovana iombonana izay azo amboarina na soloina indray no omena lanja kokoa nohon'ny lafiny mahaolona izay hitondrany takaitra mandra-maty ary miteraka fahasimban-tsaina.

✅Raha toy izao ny sazy omena ny mpanolana dia mazava ho azy fa tsy ho foana vetivety ny asa fanolanana eto Madagasikara.

Address

Ambohidratrimo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association VIE NEUVE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association VIE NEUVE:

Share