FAIM 22/25

Call Directions

FAIM 22/25 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FAIM 22/25, Nonprofit Organization, Antily Imerinafovoany, Ambohidratrimo.

Reo
19/09/2026

Reo

Zany izy zany iza ariry oh
19/09/2026

Zany izy zany iza ariry oh

Reo izy......
19/09/2026

Reo izy......

Imerinafovohany reto ah
19/09/2026

Imerinafovohany reto ah

19/09/2026
Fanambarana avy amin, ny filohan, ny Faritra imerinafovohany Nohony toedraharaha misy eto amin, ny firenena. Dia tsy mit...
23/07/2026

Fanambarana avy amin, ny filohan, ny Faritra imerinafovohany
Nohony toedraharaha misy eto amin, ny firenena. Dia tsy mitondra Behazina ny fivondronana tsirairay amin, Alahady izao eny aminy fametraha tonia eny Mandrosoa. Fa tomponandrakitra rehetra kosa miaraka amin, ny tonia tokony ho avy daholo fa hisy ny toromarika horasintsika eny. Arovy ny behazintsika dia ny tenanao koa

23/07/2026

Fametrahana Tonia sy tompondrakitra isan-tsampana eny amin, ny fivondronana 73em Mandrosoa Ivato ny Alahady izao amin, ny 9ora maraina ny lamesa koa manasantika fiv, eto anivony faritra imerinafovohany mba anotrona azy ireo

Ny Fiv, 97em Andranoro Faritra imerinafovohany. dia faly manasa antsika fiv, 66em, 70em, 71em, 72em, 73em sy ireo Tonia ...
13/07/2026

Ny Fiv, 97em Andranoro Faritra imerinafovohany. dia faly manasa antsika fiv, 66em, 70em, 71em, 72em, 73em sy ireo Tonia mpivondronana rehetra eto anivony faritra imerinafovohany mba ho tonga anotrona azy ireo amin, ny feten, olona masina piaro azy ireo ny Alahady 19 Juillet 2026 ho avy izao. Ka andraisan, ireo ankizy ny fisondrotan, isambatan, olona aminio. Koa manatena ny fifanotronana. Dia manasa ireo rahalahy regetra ihany koa

Address

Antily Imerinafovoany
Ambohidratrimo

Telephone

+261325932208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FAIM 22/25 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share