06/01/2026
FANASANA
Ho antsika Tim Antsimondrano sy ny manodidina
Asabotsy 10 Janoary 2026, 09 ora maraina, MAGRO TANJOMBATO.
Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao iarahana amin'ny Filoha Marc RAVALOMANANA sy ny Antoko TIAKO I MADAGASIKARA.