Milaza ny tenin'i kristy

Milaza ny tenin'i kristy Andriamanitra dia tia anao mandrakizay.

❤️ Mety hiova ny volana, fa ny Tenin'Andriamanitra tsy miova mandrakizay.
01/08/2026

❤️ Mety hiova ny volana, fa ny Tenin'Andriamanitra tsy miova mandrakizay.

31/07/2026
23/07/2026

🙏 Mivavaha alohan'ny hivoahana, misaora rehefa tafody. Andriamanitra no Mpiambina tsy mba matory.

Ny fotoana mety lany, fa ny famindram-pon’Andriamanitra tsy mety ritra.
21/06/2026

Ny fotoana mety lany, fa ny famindram-pon’Andriamanitra tsy mety ritra.

Mijanòna 10 segondra monja... vakio ity hafatra ity, dia atolory an'Andriamanitra ny ahiahinao rehetra. ✨
12/06/2026

Mijanòna 10 segondra monja... vakio ity hafatra ity, dia atolory an'Andriamanitra ny ahiahinao rehetra. ✨

Raha mino ianao fa mbola velona sy miasa Andriamanitra ankehitriny, dia araho ny pejy ary zarao amin'ny namanao koa. Met...
09/06/2026

Raha mino ianao fa mbola velona sy miasa Andriamanitra ankehitriny, dia araho ny pejy ary zarao amin'ny namanao koa. Mety ho valim-bavaka ho an'olona iray ny publication iray zarainao. ❤️

Address

Ambohibao

Telephone

+261346214473

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Milaza ny tenin'i kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Milaza ny tenin'i kristy:

Shortcuts

Share