02/06/2026
⚜️Tanana Havia⚜️
Misaotra an'Andriamanitra fa tontosa soa amantsara ny SAKAFO JOBILY izay nokarakarahin'ny Sampana Mpanazava sy Tily teto amin'ny Fivondronana AVANA 71 Ambodihady Vaovao.
Andriamanitra manakarem-pahasoavana hamaly fitia antsika rehetra.