Vondrona TILY Johary LVI- FSFLM Ambatovinaky

Vondrona TILY Johary LVI- FSFLM Ambatovinaky LVI 💙🤍

🌟FANEKENA MPIANDRAIKITRA SY FANOLORANA TONIA🌟🟢Lafa Matiañy 🟢 Tomela Misedra🟠 Cheftaine Manda"Ataovy mpianatra ny firenen...
16/07/2026

🌟FANEKENA MPIANDRAIKITRA SY FANOLORANA TONIA🌟

🟢Lafa Matiañy
🟢 Tomela Misedra
🟠 Cheftaine Manda

"Ataovy mpianatra ny firenena rehetra "
~28: 19b~

Manasa an'ise hiaraka aminay ny:

📆Alahady 26 Jolay 2026
⌚10h30 maraina
⛪FLM Ambatovinaky

FAINGANA RY ZALAHY...⚜️🏃

FSFLM Ambatovinaky
💙🤍

✨"Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho; hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho."✨ ~...
15/06/2026

✨"Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho; hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho."✨
~Salamo 32:8~

Mirary an'ise hahavitasoa ny fanadinana😉🫶

FSFLM Ambatovinaky

« Matokia an’i Jehovah amin’ny fonao rehetra, fa aza miankina amin’ny fahalalanao, maneke Azy amin’ny alehanao rehetra, fa izy no mandamina ny lalanao »

- Ohabolana 3:5-6

Mirary fahombiazana ho an’ny beazina rehetra hiatrika ny fanadinam-panjakana amin’ny Talata 16 Jona ho avy izao!❤️
Vitan’ise io an, satria ise !

🎨 Pi-maso ary ho an’ny Mi-Tily Kisaritao, vondrona illustrator fa ry zareo anie no manome ny kisaritao eto 😉

🕊️TRATRY NY PENTEKOSTA🕊️Mirary fety sambatra hoan'ise ♥️ 🤍💙 ⚜️
24/05/2026

🕊️TRATRY NY PENTEKOSTA🕊️

Mirary fety sambatra hoan'ise ♥️

🤍💙
⚜️

01/05/2026


💙🤍

01/05/2026


🤍💙

✨RY SAKAIZA VELONA JESOSY ✝️ ✨Mirary fety sambatra daholo ♥️FSFLM Ambatovinaky  🤍💙 ⚜️
05/04/2026

✨RY SAKAIZA VELONA JESOSY ✝️ ✨

Mirary fety sambatra daholo ♥️

FSFLM Ambatovinaky
🤍💙
⚜️

📅8 Martsa 2026🌸 Andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny vehivavy.🌸"...fa fantatr'izay rehetra ao an-tanànan'ny fireneko f...
08/03/2026

📅8 Martsa 2026

🌸 Andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny vehivavy.🌸

"...fa fantatr'izay rehetra ao an-tanànan'ny fireneko fa vehivavy tsara ianao." — Rota 3 : 11b💐


💙🤍

22/02/2026

⚜️HAPPYY FOUNDER'S DAY⚜️

Baden Powell said: "Try and leave this world a little better than you found it"😉

📅22 FEBROARY 2026: andron'ny mpamorona

FSFLM Ambatovinaky


Address

Ambatovinaky
3622

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vondrona TILY Johary LVI- FSFLM Ambatovinaky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share