Madagascar Wildlife Conservation Alaotra

Madagascar Wildlife Conservation Alaotra A group of World conservationists trying to save the last of the rare Lemur-species, "Bandro", in Madagascar.

Fitsidihana ny Parc Bandro tao Andreba-gara, niaraka tamin'ny Sekoly ambaratonga fototra Andreba-gara sy Madagascar Wild...
07/12/2025

Fitsidihana ny Parc Bandro tao Andreba-gara, niaraka tamin'ny Sekoly ambaratonga fototra Andreba-gara sy Madagascar Wildlife Conservation ary ny fikambanan'ny mpisera dia enh ifotony. Nandritra ny Festival Bandro 05 Desambra 2025.

02/12/2025

Through December 31, donations for 14 conservation organizations in Madagascar will be matched by Conservation Allies! Donate online on Conservation Allies’ website.

Mande foana ny fijerena Bandro na dia manano sarotra aza, noho ny ezaka nataon'ireo fikambanana mikarakara ny fandraisan...
01/12/2025

Mande foana ny fijerena Bandro na dia manano sarotra aza, noho ny ezaka nataon'ireo fikambanana mikarakara ny fandraisana vahiny sady mpisera dia eny ifotona izay isaorana manokana nangady lalana handefanan'ny lakana.
Marihina fa efa miakatra koa ahavon' ny rano noho ny fiavian'ny orana, izay manamora ny fanjohina ireo biby harovana.

15/11/2025

: Meet the Lac Alaotra gentle lemur—the world’s only primate that lives exclusively in wetlands! 💧

Also known locally as the bandro, this lemur is found only around Madagascar’s largest lake, Lac Alaotra, where it clings to papyrus and reed beds instead of trees. With a total range of just 49,000 acres, these gentle lemurs are true wetland specialists and an incredible example of adaptation.

📷: Deb Bradley

🇲🇬HAMPITOMBO AVO ROA HENY NY VOKATRA AZONAO MIARAKA AMIN'NY CONSERVATION ALLIES, ALOHAN'NY FARAN'NY TAONA!Ny fanampiana ...
10/11/2025

🇲🇬HAMPITOMBO AVO ROA HENY NY VOKATRA AZONAO MIARAKA AMIN'NY CONSERVATION ALLIES, ALOHAN'NY FARAN'NY TAONA!
Ny fanampiana omenao ho an'ny Madagascar Wildlife Conservation dia hanampy anay:
-Hamerina amin'ny laoniny ireo toerana mando lehibe.
-Hanaraka sy handalina bebe kokoa ny amin'ny zetra (Bandro) mba hiarovana azy maharitra.
-Hampita fahalalana momba ny tontolo iainana any amin'ny sekoly sy ny vondrom-piarahamonina manodidina ny Farihin'Alaotra.

Manomeza fanampiana eto! https://conservationallies.org/partners/mwc/

-----------------------------
🇺🇸DOUBLE YOUR IMPACT WITH CONSERVATION ALLIES BEFORE THE END OF THE YEAR!
Your donation to Madagascar Wildlife Conservation will help us:
-Restore wetlands habitat.
-Monitor and study the bandro for long-term conservation.
-Increase environmental education to schools and communities around Lake Alaotra.

Donate here!
https://conservationallies.org/partners/mwc/

31/10/2025

Ny Bandro dia tsy hita maneran-tany raha tsy ao anaty zetran'Alaotra (Faritra arovana Lac Alaotra), nefa tandidimin-doza ny fiveloman'izy ireny. Marihina fa izy irery iany ny varika monina sy mivelona ao anatin'ireny honahona na faritra andrian'ny rano ireny. 30 -40cm ny halavan'ny vatany ary 1 -1,4kg ny lanjany; mirefy ny 2 -5ha kosa ny velaran'ny zetra honenan'ny Bandro, miova arakaraky ny isan'ny Bandro ao anatin'ny vondrona iray misy azy izany.

Bandro or Hapalemur alatrensis is the local endemic lemur species, critically nedangered (IUCN red List). It is the only species of Lemurs that lived exclusively and permanently in the Alaotra wetland (Lake Alaotra protected area), especially in the marsh or “Zetran’Alaotra”. This strictly herbivorous lemur species is characterized by an average adult body length of approximately 30 cm, with a tail of 30 to 40 cm and its weight is between 1 and 1.4 kg (Mutschler, 1999). A group of Bandro occupies around 2 to 5ha of variable territory depending on the size of a group (Nievergelt et al. 1998).

L'Aire Protégée Lac Alaotra abritait le Bandro ou Hapalemur alaotrensis qui est une espèce de Lémurien endémique locale en danger critique dans la liste rouge de l’IUCN. C’est la seule espèce de Lémuriens qui vivait en exclusive et en permanence dans la zone humide de l’Alaotra spécialement dans le marais ou « Zetran’Alaotra ». Cette espèce de Lémurien strictement herbivore est caractérisée par une longueur moyenne du corps adulte d'environ 30 cm, avec une queue de 30 à 40 cm et son poids est compris entre 1 et 1,4 kg (Mutschler ,1999). Un groupe de Bandro occupe environs 2 à 5ha de territoire variable selon la taille d’un groupe (Nievergelt et al. 1998).

https://www.iucnredlist.org/species/9676/182236363

IUCN MADAGASCARNational Committee
23/10/2025

IUCN MADAGASCAR
National Committee

Address

Andreba-gara
Ambatondrazaka
503

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagascar Wildlife Conservation Alaotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Madagascar Wildlife Conservation Alaotra:

Share